IartLanto

IartLanto Faire ce que l'on aime , c'est la liberté
Aimer ce que l'on fait, c'est le bonheur

🧵✨ Point de riz  ✨🧵Nisy nangataka izy ity dia ndao ary iarahantsika mianatra indray e 🥰Point décoratif izy ity 🥰ny point...
11/05/2026

🧵✨ Point de riz ✨🧵

Nisy nangataka izy ity dia ndao ary iarahantsika mianatra indray e 🥰

Point décoratif izy ity 🥰
ny point no fototra
Manasa anao ijery ilay video efa épinglé ato raha vao hianatra maille serrée fa efa ao izay ô.

✅️fampatsiahivina kely ireo fanafohezan-teny izay ampiasaina aty crochet
🧶ml: maille en l'aire
🧶ms : maille serrée

Ndao ary harao tsara ny fanazavana ao anaty sary eee.
Tinareo ve ity point ity sa tsia? 🥰🥰🥰
Partageo any namana tia crochet ary e ✅️



💐Einen schönen Muttertag an alle Mütter! Alles Gute! 💐  androany 🥰😆🌸 Androany no ankalazaina ny Fetin’ny Reny aty amin’n...
10/05/2026

💐Einen schönen Muttertag an alle Mütter! Alles Gute! 💐

androany 🥰😆

🌸 Androany no ankalazaina ny Fetin’ny Reny aty amin’ny Autriche ary koa amin’ny firenena maro toa an’i Canada, Etats Unis, Italie, Australie, Turkey sy ny hafa 🌍❤️

Tsy mitovy ny daty satria samy manana ny tantarany sy ny fombany ny firenena tsirairay💖

Feno fihetseham-po be androany faly satria
🥰Reny aho … dia nahazo fanomezana avy amin'ilay zanaka kely mamy kely 😍 une carte de voeux fait à la main 🥹✨ Hetsika tsotra, nefa feno fitiavana be ❤️.

😪Tetsy ankilany rehefa fotoana toy izao dia mahatsiaro sy malahelo… 🤍
Tsy levona ato am-poko ny fitiavanao ry Neny ❤️ hoy ilay hira zay hoe izao lehibe izao niaina ilay niainanao ka nahatsapa ilay fitiavanao 💔💔ka rariny raha tiako ianao

À tous les enfants dont nos mamans sont parties trop tôt, comme la mienne 🤍
Je veux vous dire que votre douleur est réelle, que votre cœur a le droit de pleurer, de ressentir le manque, et d’aimer encore très fort malgré tout 💔🌸
Vous n’êtes pas seuls. Votre histoire vous rend courageux, même dans les jours les plus silencieux.

Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra 💐
Bonne fête à toutes les mamans
— iart Lanto ✨

Efa samy tratra an'ity daholo ngamba eee🤣🤣🤣Dia ny afarany mamaha 🤭🤭😆.Fa tintsika faona ny crochet ❤️
09/05/2026

Efa samy tratra an'ity daholo ngamba eee🤣🤣🤣

Dia ny afarany mamaha 🤭🤭😆.

Fa tintsika faona ny crochet ❤️

Ho anareo izay mbola tsy nahazo ilay "Guide spécial Crochet pour débutant" dia mandefasa MP fa mbola misy faona iny ô 📖📃...
08/05/2026

Ho anareo izay mbola tsy nahazo ilay "Guide spécial Crochet pour débutant" dia mandefasa MP fa mbola misy faona iny ô 📖📃📚🧶🧶

Version pdf, 12 pages be zao 😍😍😍
Itanao ao n fampianarana ny point de base ary torohevitra ilaina amin'ny fanombohana ny crochet.

Vidiny mirary ✅️

Mankasitraka an'ireo rehetra efa nandray anjara ❤️




07/05/2026

Wien Austria 😍

Be dia be nareo no mangataka hoe mba asina video ilay fampianarana zaraina eto amin'ny pejy 🥰.Tena satriko dia satriko i...
06/05/2026

Be dia be nareo no mangataka hoe mba asina video ilay fampianarana zaraina eto amin'ny pejy 🥰.

Tena satriko dia satriko izay ary tena tsapako hoe iny izy no mora azo 😊

Fa ilay fotoana hanaovana video sy montage anie reto laniko mianatra sy miasa ary ny adidy sy andraikitra amin'ny maha Reny ee 🥹🥹

Efa ezahako mizara maimaimpona ny tutotiel an-tsary. 🧶🧶

Ndao hoe mba hifampizara ny fomba fandaminany ny programme hoe aiza ho aiza ny fotoana hanaovana crochet?
Satria tena mila fotoana izy ity 🤭😆

Manakory izao ny toetran-drandro any ôô Mety efa manomboka mangatsika ve ? Ny aty aminay zao efa manomboka mafana be 🥰🥰🥰...
06/05/2026

Manakory izao ny toetran-drandro any ôô

Mety efa manomboka mangatsika ve ?

Ny aty aminay zao efa manomboka mafana be 🥰🥰🥰.

Ndao isika hamaky loha kely amin'ireto diagramme ireto indray ary aloha eee,

Mba hisy hijejona andro mangatsika🥰🥰🥰.

🧵✨ CROCHET : ireo hadisoana 5 mila tandremana rehefa manao crochet Na débutante ianao na efa passionnée , ireto hadisoan...
05/05/2026

🧵✨ CROCHET : ireo hadisoana 5 mila tandremana rehefa manao crochet

Na débutante ianao na efa passionnée , ireto hadisoana kely ireto dia mety hanova tanteraka ny vokatra hazonao amin'ny asa crochet 😍👇
❌ 1. Ny fihovahovan'ny fomba fisitomana ny fil
Sitona miovaova = akanjo tsy tsara rafitra 😥
👉 tazomy hitovy hatrany ny fomba fanenjananao ny fil.
❌ 2. Manamaivana ny echantillon (gauge)
Betsaka ny mandinangana sy tsy miraharaha ny echantillon fa avy eo nefa kivy be rehefa tratra tsy maintsy mamaha 😅
👉 L’échantillon dia manampy azahoana ny habeny tena tsara amin'ny farany.
❌ 3. Misafidy taille crochet tsy mifanaraka amin'ny fil
Lehibe loatra na kely loatra = miantoka ny fivokan'ny asa
👉 hamarino tsara faona ny torolalana mipetaka amin'ny etiquette ny pelote
❌ 4. Tsy manisa ny maille
Hadisoana maille 1 monja dia mety handiso tanteraka ny asa😬
👉 isao matetika ny maille na mampiasa marquage de rang!
❌ 5. Te havita asa haingana
Ny crochet dia mitaky faharetana sy fitiavana 💕

💬 ary ianao ? Inona hadisoana matetika mpahazo anao rehefa manao crochet ?
Zarao ao amin'ny commentaire ny experience anao fa mety hanampy ny hafa 👇👇👇
📌 aza adino ny 👍,mi commenter 💬 ar mi partager 🔄 ity fizarana ity any amin'ireo namana passionnées de crochet 🧶✨

🧵✨ Point d’ananas  ✨🧵Point décoratif tsotra indrindra izy ity 🥰Koa satria efa itantsika ny ponit   sy ny  , dia tsy saro...
04/05/2026

🧵✨ Point d’ananas ✨🧵

Point décoratif tsotra indrindra izy ity 🥰
Koa satria efa itantsika ny ponit sy ny , dia tsy sarotra ny manao point d'ananas satria ireo karazana point 2 ireo no miasa.
Tsara be ampiasaina hanaovana :
✔️ Sac
✔️ Akanjo
✔️ Accessoires

Ndao ary harao tsara ny fanazavana ao anaty sary eee.
Tinareo ve ity point ity sa tsia? 🥰🥰🥰

Ilay olona keliko vao mahita pelote dia hanao crochet koa ony 🥰🥰😆😆.Atao ahona ny anareo mba tsy ho korotanin ilay olona ...
03/05/2026

Ilay olona keliko vao mahita pelote dia hanao crochet koa ony 🥰🥰😆😆.

Atao ahona ny anareo mba tsy ho korotanin ilay olona kely ny asa 😆.
Ny ana omena ambona pelote izy dia hoenio ny andry dia ity ny an'ny neny 😆🥰🥰

Fa dia feno tady aloha eraky ny trano 🤭🤭

Adresse

Vienna

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von IartLanto erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen