27/03/2026
Bonjour 👋
Nohon’ny antony olana teto Kaly By T dia tsy teto mihintsy izahay nandritra ny fotoana naharitra kely .
Te hampilaza antsika rehetra indrindra ny mpanjifa izahay fa efa miverina ny fandraisana commande ato aminay 🙏
Saosisy , Tsar-Tsiou , tsakitsaky isan-karazany
Alefaso ary ny commande e !