20/09/2026
Eto izany ianareo no manahy an-ry Kilaotilde mianakavy sy ny namany e 🤧😛…
Leo an’ilay sèche linge mora tapaka hono izy dia nomenay an’ity hanamora ny andavan’androny 😉
Ohatran’ny mety kosa sa ahoana hoy ianareo?
‼️Sur mesure et sur commande