26/09/2026
Araraoty faraparany ireto 💕 ❤️manja kely ireto, modèle unique en pointure 36 avokoa
👉Mety tsara amin'ny Evenements rehetra: miasa, mamonjy fety, mivavaka, ...
Ny toetr'andro rahateo koa miovaova, tsy araky ny maha lohataona azy. vetivety mangatsiaka, ny orana etsy andaniny.
Ny sary voalohany, Made in Spain ( Espagne), modèle unique en pointure 36
Ny sary 3 manaraka: Made in Portugal, modèle unique ireo couleur marron fa ilay noir farany mbola misy vitsivitsy.
Samy pointure 36 avokoa.