FPVM Ampohibe Sambatra

FPVM Ampohibe Sambatra Raha mbola velona aho ka mihaina d ny anaranao Tompo no hoderaiko✨

"Ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria" Daniela 12 : 3b📖Misaotra ...
20/08/2026

"Ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria" Daniela 12 : 3b📖

Misaotra an'i Jesosy fa vita soamantsara ny Tafika Masina Lehibe izay notanterahin'ny sy ny tany @ faritra Tsaramaraina sy ny manodidina 😊, ny asa vita rehetra dia ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany✨

Misaotra ihany koa hoanareo rehetra nanohana anay am-bavaka na tolo-tsaina na ara-bola . Tsy ho voavalinay fa Jesosy manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo💗

Tena mbola maro ny asa ilaina antsika any amin'io toerana io sy ny manodidina azy ka dia manentana ireo izay rehetra mbola afaka mamangy any.🤗

⛪


⛪

tahian'i Jesosy daholo oh🥰

Alahadin'ny mpitandrina  ✝️🤍.samy faly sy afa-po ny rehetra satria niseho ny voninahitr'Andriamanitra ✨💗.Mankasitraka t@...
12/07/2026

Alahadin'ny mpitandrina ✝️🤍.
samy faly sy afa-po ny rehetra satria niseho ny voninahitr'Andriamanitra ✨💗.
Mankasitraka t@ fanontronana sy ny fanohanana , Jesosy hamaly fitia ho antsika rehetra🥰
voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany🤗
🎶
⛪
❤️

Fitsangatsanganana famaranana ny taom-pianarana 2025-2026 n'ny  🥰🥳Misaotra antsika rehetra ohhh🫂😍tahian'i Jesosy daholo ...
27/06/2026

Fitsangatsanganana famaranana ny taom-pianarana 2025-2026 n'ny 🥰🥳
Misaotra antsika rehetra ohhh🫂😍
tahian'i Jesosy daholo d @ manaraka indray🤗🥀
💗

Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika fa vita soa ny   androany✝️🤗misaotra antsika mpiray loavolana rehetra ihany koa n...
21/06/2026

Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika fa vita soa ny androany✝️🤗
misaotra antsika mpiray loavolana rehetra ihany koa niara-nifanohana🥰
Ary farany sady lehibe indrindra Mirary fahombiazana sy fitahiana be hoan'ny rehetra💗,mba ho lehilahy maherin'i Jesosy daholo anie✊💗
🤍🫂

tahian'i Jesosy ohhh ✝️🤍ireo mpikarakara rehetra nandritra ny hetsika izay nataontsika sy isika rehetra ndray ary eh🥰......
27/05/2026

tahian'i Jesosy ohhh ✝️🤍
ireo mpikarakara rehetra nandritra ny hetsika izay nataontsika sy isika rehetra ndray ary eh🥰...samia mijery ny azy😅
tena niseho ny voninahitr'Andriamanitra✨,feno fifaliana daholo ka dia mankasitraka antsika rehetra hatrany🥰🥳

🤗

26/05/2026

Tsara ny Tompo isan'andro isan'andro🙏
Miavaka fona ny Pentecôte isan_taona✨
Mankasitraka Groupe VHF🤝

Arahabaina nahatratra ny "Pentecôte" ohh💗🤝...ny Fanahy Masina anie hirotsaka amintsika rehetra🤍voninahitra hoan'Andriama...
24/05/2026

Arahabaina nahatratra ny "Pentecôte" ohh💗🤝...ny Fanahy Masina anie hirotsaka amintsika rehetra🤍

voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany e✝️🥰
misaotra antsika rehetra nandritra izahay izay 2 be izay 🤝🥰
RAHAMPITSO VAO TENA IZY ANNN💗...ndao hoento ny namana aman-tsakaiza rehetra ee💞
Ataontsika hoan'i Jesosy iooo 🤗🤗

Go go gooooo😊...

Mankasitraka anareo rehetra tompoko 🥰🤍
18/05/2026

Mankasitraka anareo rehetra tompoko 🥰🤍

Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany ✝️🤍 Tontosa soamantsara ny fanateram-bovatry ny fiangonana FPVM Ampohibe Samb...
17/05/2026

Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany ✝️🤍
Tontosa soamantsara ny fanateram-bovatry ny fiangonana FPVM Ampohibe Sambatra anio niaraka t@ sampana STKVM Taninanandrano Ampandrana 🫂💗

Mankasitraka antsika rehetra nifanohana🥰. Jesosy hanonitra mihoatra lavitra noho izay nafafintsika ny @ zavatra rehetra 💞🤝.
=>"I Koritiana 15 : 58"📖....

Tahian'i Jesosy daholo tompoko🤗😍

Isaorana hatrany ny Tompotsika amin'izao nahatratraratsika ity taona vao2 ity,enga anie ho taona zina hoantsika ity ka h...
19/01/2025

Isaorana hatrany ny Tompotsika amin'izao nahatratraratsika ity taona vao2 ity,enga anie ho taona zina hoantsika ity ka hitondra fahombiazana hatrany ao 🎉
1er sortie #2025 niark t@Promotion Lafovidy✨
Mankasitraka indrindra Tompoko,mahefa be hatrany 'ny Tompo??
🥳

Address

Talata Volonondry
Ambohitrolomahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FPVM Ampohibe Sambatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category