𝗦𝗢𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 • 𝗔𝗿𝘁 & 𝗗é𝗰𝗼

𝗦𝗢𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 • 𝗔𝗿𝘁 & 𝗗é𝗰𝗼 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝗦𝗢𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 • 𝗔𝗿𝘁 & 𝗗é𝗰𝗼, Arts & Crafts Store, Ampitatafika.

Soritra 5 Taona - Asatanana Malagasy Miavaka
Entreprise malagasy formelle, professionnelle dans la création et personnalisation à base de bois.
🏢: Ambohimamory
☎️: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
🌐: www.soritra.mg
📩: [email protected] Soritra.mg dia orinasa mpanao asatanana malagasy, manampahaizana manokana amin'ny fanamboarana ireo vokatra vita amin’ny hazo sy ireo akora rehetra azo a

hodina rehetra. Ohatra amin’izany ny famantaranandro, « Arbre généalogique », "Portrait" vita amin’ny hazo, haingon-databatra, fanomezana isan-karazany, ...

Izahay dia manome lanja lehibe ny kalitaon'ny vokatra sy ny fahafaham-pon'ny mpanjifa amin'ny fanomezana vokatra miavaka sy tsy manam-paharoa.

30/07/2026

🔥😱 Quand une Ambassade cherche l'excellence, elle ne se trompe pas d'adresse 👈🏻

Cette plaque officielle de l'Ambassade de la République Arabe d'Égypte a été entièrement sculptée à la main dans nos ateliers, à Madagascar. 🇲🇬

Plaques institutionnelles, trophées, signalétique premium, cadeaux d'entreprise — nous créons des pièces qui portent votre image au plus haut niveau.
✉️ Devis sur mesure - Contactez-nous

🔥😱 Rehefa mitady ny tsara indrindra ny Masoivoho iray, dia mahalala tsara izay tokony alehany 👈🏻
Ity asatanana Malagasy ho an'ny Masoivohon'i Ejipty ity dia novokarin’ireo ekipan’ny Soritra. 🇲🇬

✅ Takelaka ofisialy, mari-pankasitrahana, fanomezana ho an'ny orinasa — ataonay mifanentana amin'ny sarin'ny orinasanao.

✉️ Manontania vidiny - Mifandraisa aminay
📞 +261 38 60 061 27
📞 +261 33 06 061 27
📱 +261 34 72 325 11 (WhatsApp)
🌐 www.soritra.mg
📩 [email protected]

Manao ahoana ny ❄️ hatsiaka ❄️ ao ?👇🏼👇🏼👇🏼Tena tsara raha misy ohatr’Ity ny salon-tsika, eo daholo ry Dadabe, ry Tonton s...
01/07/2026

Manao ahoana ny ❄️ hatsiaka ❄️ ao ?
👇🏼👇🏼👇🏼
Tena tsara raha misy ohatr’Ity ny salon-tsika, eo daholo ry Dadabe, ry Tonton sy ny fianakaviana rehetra. Aza miandry ela fa alefaso ny « commande » 👈🏻

✅ Vokatra Miavaka Hatrany 🥰😎
📞: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
🌐: www.soritra.mg
📩: [email protected]
̀leunique

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra! 🇲🇬Mirary fety finaritra ho antsika rehetra! 🎉✨ Misokatra hatrany ny « MP » ho anao izay te ha...
26/06/2026

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra! 🇲🇬
Mirary fety finaritra ho antsika rehetra! 🎉
✨ Misokatra hatrany ny « MP » ho anao izay te hanana vokatra miavaka sy tsy manam-paharoa 😉 😎 🥰
📞 : +261 38 60 061 27 | +261 33 06 061 27 | +261 34 72 325 11
🌐 : www.soritra.mg
📩 : [email protected]

✨ Ho feno fiadanana sy fifaliana anie ity Fetin’ny Pentekôsta ity ho antsika rehetra!Ny ekipan’ny SORITRA dia mirary fet...
24/05/2026

✨ Ho feno fiadanana sy fifaliana anie ity Fetin’ny Pentekôsta ity ho antsika rehetra!

Ny ekipan’ny SORITRA dia mirary fety sambatra ho anao sy ny fianakavianao. Ho feno ny Fanahy Masina ny fiainantsika! 🙏🔥




05/05/2026

Tsy misangy kosa ity « Bucket » ny KFC 🍗 ity ah!!!
👇🏼👇🏼👇🏼
✅ Vokatra Miavaka Hatrany 🥰😎
📞: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
🌐: www.soritra.mg
📩: [email protected]
̀leunique

27/04/2026

🌞 Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra.

Misokatra hatrany ny « MP » ho anao izay te hanana vokatra miavaka 😉 😎 🥰
📞: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
🌐: www.soritra.mg
📩: [email protected]
̀leunique


13/04/2026

📣 Arbre généalogique🌳🧑‍🧑‍🧒
Amintsika zava-dehibe tokoa izany loharano nipohirana izany.
➡️ Raiketo an-tsara ho tahiry ho an’ny taranaka fara mandimby.
👇🏼👇🏼👇🏼
Alefaso ny
Azontsika atao araka izay endrika hitiavanao azy 🥰
📞: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
🌐: www.soritra.mg
📩: [email protected]
̀leunique

✨ Toute l'équipe de Soritra Art & Déco vous souhaite de joyeuses fêtes de Pâques, remplies de joie et de créativité ! 🐣✨...
05/04/2026

✨ Toute l'équipe de Soritra Art & Déco vous souhaite de joyeuses fêtes de Pâques, remplies de joie et de créativité ! 🐣✨
📞: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
🌐: www.soritra.mg
📩: [email protected]
̀leunique
🐣

Ho anao Orinasa, Toeram-pivahinianana, Fiangonana, ... omeo endrika sy haingo miavaka ny toeram-piasanao.📩 Ireto ny fifa...
02/04/2026

Ho anao Orinasa, Toeram-pivahinianana, Fiangonana, ... omeo endrika sy haingo miavaka ny toeram-piasanao.

📩 Ireto ny fifandraisana raha mila devis manokana (Sur-mesure).
📞: +261 38 60 061 27
+261 33 06 061 27
+261 34 72 325 11
🌐: www.soritra.mg
📩: [email protected]
̀leunique

Address

Ampitatafika

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Telephone

+261347232511

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝗦𝗢𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 • 𝗔𝗿𝘁 & 𝗗é𝗰𝗼 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝗦𝗢𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 • 𝗔𝗿𝘁 & 𝗗é𝗰𝗼:

Shortcuts

Share