07/09/2026
🌸🌿 NOUVEL ARRIVAGE CHEZ LES FLEURS D’EUROPE ! 🌿🌸
Vaovao indray ny entana tonga ao amin’ny Les fleurs d’Europe 😍🌷
Ho anareo izay tia voninkazo sy te-hanatsara ny zaridainanareo, efa afaka manao commande mialoha ianareo !
🌺 Amaryllis
🌷 Tulipes
🌸 Jacinthe
🌼 Narcisses
🌿 Ary mbola misy karazany maro hafa…
🎉 PROMOTION SPÉCIALE POUR LIQUIDATION DU STOCK ! 🎉
Aza tara fa misy entana hatao prix promotionnel 🔥
📦 Ho an’ireo izay hanafatra, ho tonga amin’ny volana Novembre ny commande.
👉 Ataovy dieny izao ny commande-nareo mba tsy ho lany !
🌱 Mbola misy ihany koa :
🍃 Gazon Rustique
🌸 Engrais / Vitamine de floraison
📍 Boutique Anosy, ampitan’ny Sénat
🛍️ Tsenan’ny Alakamisy – 2ᵉ étage, Box 32
🕘 Misokatra : 9h maraina – 15h hariva
📞 034 85 707 01
💚 Les fleurs d’Europe
Apportons de la couleur et de la vie à vos jardins. 🌷🌿
✨ Commandez dès maintenant ! ✨