Colis Surprise Officiel Andapa

Colis Surprise Officiel Andapa Gâteau d'Argent & Livraison Surprise @ Andapa 💸 Ianao mandefa commande, izahay manatitra hafaliana + vidéo offerte. Budget 100Ar+. MP 📩_

26/09/2026

🎥🎂 Vidéo t@ livraison Gâteau d’anniversaire an’i Brito tao ANTANGENA – ANDAPA, androany 26/09/2026 🎉🥳

👀💖 Mazotoa mijery hatramin’ny farany 😍🎬

🙏💐 Mamerina fisaorana betsaka an’i Madame Britanie Wislat tamin’ny fahatokisana nomeny anay,
Colis Surprise Officiel Andapa 🤝💖🎁

🎂🎉 LIVRAISON GÂTEAU SURPRISE À ANTANGENA 🎉🎂📅 Androany 26/09/2026 🎂 Anniversaire Brito — feno 13 taona androany 🥳🎈🎁🎉 Noh...
26/09/2026

🎂🎉 LIVRAISON GÂTEAU SURPRISE À ANTANGENA 🎉🎂

📅 Androany 26/09/2026 🎂 Anniversaire Brito — feno 13 taona androany 🥳🎈🎁

🎉 Noho ny anniversaire Brito androany, dia nanasa anay i Mme Britanie Wislat hanatitra gâteau 🎂 modèle CR7 ⚽🐐 ho an’i Brinto, ho fankalazana izao tsingerintaona nahaterahany izao. ❤️🎉

💌 Nisy hafatra fohy mamy avy tamin’i Reniny ihany koa:

❤️ “Aza maditry eky zanako ee, tohizo ny fianarana fa zahay sy Papanao Mbola vonona hanosika anao.” 📚✏️

🍽️🎊 Taorian’izay dia nisy ihany koa ny fiaraha-nisakafo, izay nanasana ireo namany Brito akaiky 🥰👬👭, ka niara-nankalaza sy nizara ny hafaliana tamin’ity andro manokana ity. 🎉🎂❤️

📸 Ireto ary ny sary nanamarika izany fotoana mahafinaritra izany.

🎂⚽ Joyeux anniversaire Brito🥳🎉 ❤️ Mirary fahasambarana, fahasalamana ary fahombiazana hatrany🙏📚

🙏💖 Misaotra betsaka an’i Madame Britanie Wislat tamin’ny fahatokisana nomeny anay, Colis Surprise Officiel Andapa 🎁🎂

24/09/2026

🎥🎁 Ity vidéo tamin’ny livraison cadeaux SURPRISE tao AMBODIHASINA – AMBODIDIVAINA, androany 24/09/2026 ❤️🥰
Dadiny Ellah sy Maman'i Ella, zareo mijogno, nirahina mirorogno antanana i niany, nanontany zareo, Raha misy ino ma angny?

Avia fao, Tonga antanana, zahavany Dadiny Ella Salama tsara, misy ino fao Ary? Ambesa antanana eo fao fa tsisy Zavatra ratsy

Jereo video ao ny fandehany, mazotoa mijery hatraminy farany.

🙏Mamerigny fisaorana an’i Madame Ellah Belle Ellah, ❤️🎁
Colis Surprise Officiel Andapa

🎁 IRETO SARY T@ LIVRAISON CADEAUX SURPRISE 🎁📍 Tao AMBODIHASINA – AMBODIDIVAINA📅 Androany 24/09/2026🎂💐 Noho ny Anniversai...
24/09/2026

🎁 IRETO SARY T@ LIVRAISON CADEAUX SURPRISE 🎁

📍 Tao AMBODIHASINA – AMBODIDIVAINA
📅 Androany 24/09/2026

🎂💐 Noho ny Anniversaire-n’i Ella Belle Ellah, izay miasa any ivelany, tamin’ny 22/09/2026 lasa teo, dia nahafaly azy ny nanolotra fanomezana 🎁❤️ izay voatsirambiny tanany ho an’i Dadiny sy ny Reniny nitaiza azy. 🥰👨‍👩‍👧

🥹❤️ Hoy ireo Ray aman-dreny rehefa nomena ilay fanomezana:

💬 « tsy fantatray mihitsy hoe inona no antony nanirahana izahay hivoaka an-tanana. Ka Ilay izy Fa raha fanomezana be toy izao, dia tena ravoravo izahay, misaotra azy » 🥰🎁❤️

🙏Misaotra indrindra an’i Madame Ellah Belle Ellah, nametraka fahatokisana taminay ary nisafidy anay hanatitra ity Cadeaux Surprise ity. ❤️🎁

💝 Ny hafalian’ny olona no antony lehibe manosika anay hatrany 🥰
Colis Surprise Officiel Andapa

22/09/2026

🎁 VIDÉO – Livraison Cadeaux SURPRISE 🎉🎁

📍 Tao ANDAPA-SUD, ANTANAMBAOVAO ANDREFANA, taorian’ny fahafahany BEPC 🎓👏

🥹 Ilay zaza dia 10 taona fony izy nahita farany ny Reniny. Ankehitriny, 17 taona izy ❤️.

😢 Rehefa avy namakiana ilay hafatra manokana avy amin’ny Reniny 💌, dia seky tsy nahateny izy… Nanome fisaorana tsotra fotsiny 🥹🙏.

🎶 Taorian’izay, nangataka ny hihira ny “Wendy Maman” izy… Ary teo indrindra no latsaka ny ranomasony 😭💔❤️.

🥹❤️ Fotoana feno fihetseham-po sy fitiavana avy amin’ny Reny ho an-janany, na dia lavitra aza izy. 🌍💌

🙏 Mazotoa mijery hatramin’ny farany 🎥❤️

💐 Mamerina fisaorana sy fankasitrahana lehibe an’i Mme Sarah Kalomeva 🙏❤️, noho ny fitokisana sy ny fandraisana anjara tamin’ity Cadeaux Surprise ity. 🎁

Colis Surprise Officiel Andapa

🎁📦 Livraison Cadeaux Surprise androany 22/09/2026 🎉❤️, tao ANDAPA-SUD, ANTANAMBAOVAO ANDREFANA 📍🎓Noho ny fahafahany BEPC...
22/09/2026

🎁📦 Livraison Cadeaux Surprise androany 22/09/2026 🎉❤️, tao ANDAPA-SUD, ANTANAMBAOVAO ANDREFANA 📍

🎓Noho ny fahafahany BEPC 🥳📚 dia nahafaly an-dReniny, izay miasa any ivelany 🌍❤️, ka nanolotra Cadeaux Surprise ho an-janany aho: 🎂 gâteau tsara tarehy, 💐💵 bouquet d’argent, 📱 téléphone Android, ary 💌 hafatra manokana avy amin-dReniny ho an-janany. 🥰❤️

😍🎁 Hita fa ravoravo be izy, tsy nanampo hahazo cadeaux surprise androany. 🥹❤️ Tsy nahateny firy izy fa fisaorana 🙏 no nomeny ho an-dReniny. 💕 Nangataka alefa ilay hirany Wendy Catalina – “Mama” 🎶❤️ koa izy, dia teo izy no latsaka ranomaso 😢💧.

🥹❤️ Mbola izy 10 taona Mamanazy hitany farany, ka tena fotoana feno fihetseham-po sy fahatsiarovana lalina izany. 💐❤️

🙏💝 Mankasitraka indrindra an’i Mme Sarah Kalomeva, nametraka fahatokisana taminay. 🤝❤️
🎁Misaotra nizara hafaliana sy fitiavana tamin’ny alalan’ny Cadeaux Surprise. 🥰🎉💐📱💵
Colis Surprise Officiel Andapa

21/09/2026

🎁🎂 Ity vidéo androany 21/09/2026 🎥, tamin’ny livraison Cadeaux Surprise anniversaire an’i Alicette tao ANTANBAO ALDOR – ANDAPA 205. 🎀🎁

🥰 Faly be i Alicette nahazo ilay cadeaux d’anniversaire 🎂🎁. Rehefa nanontaniana ny anarany Mamanazy dia hainy tsara 😊❤️. Fa rehefa nanontaniana hoe: “Aiza no misy an’i Mamananao?” 🥺💭 dia teo indrindra izy no nanomboka nilatsaka ny ranomasony 😢💔.

Moments tena mampihetsi-po sy feno fitiavana ❤️🥹💞.

🎥 Mazotoa mijery hatramin’ny farany 👀

🙏💐 Mankasitraka indrindra an’i Mme Osca Osca izay natoky anay hanatitra ity cadeau surprise ho an’i Alicette. 🎁❤️

🎉🎂 Joyeux anniversaire encore une fois, Alicette 🥳🎈💖
Colis Surprise Officiel Andapa

🎁 Livraison d’un colis surprise aujourd’hui 🎉🎂tao Antanabao Aldor        Androany no nanaovanay livraison cadeau d’anniv...
21/09/2026

🎁 Livraison d’un colis surprise aujourd’hui 🎉🎂tao Antanabao Aldor
Androany no nanaovanay livraison cadeau d’anniversaire ho an’i Alicette, izay feno 7 taona. 🥳🎈

Faly dia faly i Mme Osca Osca, renin’i Alicette Izay any ivelany, satria nametraka ny fitokisany taminay izy ka nampanatitra cadeaux surprise ho an’ilay zanany malalany. 💝🎁

🎀 Gâteau d’anniversaire
💐 Bouquet d’argent
🎎 Poupée
💌 Ary nisy hafatra manokana natokana ho an’i Alicette ihany koa.

🥹❤️ Faly sady nalahelo kely i Alicette rehefa nahazo ilay surprise, satria na dia nahafaly azy aza ireo fanomezana, dia nahatsiaro an’i Maman izay any lavitra any izy. 🥺💕

🎂🎉 Bon anniversaire Alicette 🎉🎂

Mirary fahasambarana, fahasalamana ary fitahiana ho anao hatrany. 💖

🙏 Mankasitraka indrindra an’i Mme Osca Osca tamin’ny fahatokisana sy ny safidy anay hanatanteraka izao surprise manokana ho an’i Alicette izao. 🥰💐

Ny hafalianareColis Surprise Officiel Andapaurprise Officiel Andapa

🎂Gâteau d’anniversaire du jour, préparé avec amour pour notre client 💙🩵Merci pour votre confiance et joyeux anniversaire...
19/09/2026

🎂Gâteau d’anniversaire du jour, préparé avec amour pour notre client 💙🩵
Merci pour votre confiance et joyeux anniversaire à Lando 🎉🎈🎂

🎂🩵 Gâteau d'anniversaire androany 🩵🎂
Faly izahay nanomana ity gâteau ity ho an’i Lando. Misaotra betsaka tamin’ny fahatokisana sy ny commande 🙏

Joyeux anniversaire Lando 🎉🎈

Colis Surprise Officiel Andapa

Address

ANDAPA
Andapa
205

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Colis Surprise Officiel Andapa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share