Chez Mi-kely

Chez Mi-kely cuisine du monde

Somary be korotana kely fa ny kalitao toujours amin'ilay 1 ère foana eh🔥🇲🇬🥰Tsy mampino izany hoe 1 000 Ariary ireny♥️🔥
09/09/2026

Somary be korotana kely fa ny kalitao toujours amin'ilay 1 ère foana eh🔥🇲🇬🥰
Tsy mampino izany hoe 1 000 Ariary ireny♥️🔥

aza kivy izany🙏♥️
31/07/2026

aza kivy izany🙏♥️

hiavaka indray ny tontolo andronao rahapitso 😍😋satria ho fenoanay tsiky miavaka miaraka amin'ny PANINI mora be🎉♥️eny ten...
30/07/2026

hiavaka indray ny tontolo andronao rahapitso 😍😋
satria ho fenoanay tsiky miavaka miaraka amin'ny PANINI mora be🎉♥️
eny tena mora be satria PANINI no amidinay 3 000 Ariary monja😅😋🎉
fa rahapitso ihany io an😁🤣

aza adino ny manomboka ny asa amin'ny vavaka
30/07/2026

aza adino ny manomboka ny asa amin'ny vavaka

Dia ahoana ?🥰 Vonona ve ianareo hira hamakivaky fotoana mamy kely hiaraka aminay?😍 Vonona ve handray ilay kalitao sy men...
24/07/2026

Dia ahoana ?🥰 Vonona ve ianareo hira hamakivaky fotoana mamy kely hiaraka aminay?😍
Vonona ve handray ilay kalitao sy menu vaovao?🎉🎊
Oviana no atomboka?😅
Vonona hiara hanonofy aminay ve ianareo dia hiara hanatateraka isika?
Ny menu vaovao efa io ny fotoana hanombohan-tsika azy sisa🔥
Partageo ho hitan'ny hafa hoe mba mahavita koa ny eto atanàna fa tsy voatery handeha alavitra isika🔥💪

Loading...

tacos be ny kaly ry chérie kely eh📢😆😋🔥🔥manasa rangah fa mora be ne eh🔥😋
15/07/2026

tacos be ny kaly ry chérie kely eh📢😆😋🔥🔥
manasa rangah fa mora be ne eh🔥😋

alefao Ary🥰
10/07/2026

alefao Ary🥰

15/04/2026
🔥♥️TOFU♥️🔥
14/04/2026

🔥♥️TOFU♥️🔥

tsara ihany koa ny mahafatatra azy itony mba ahafahana mandanjalanja ny sakafo hoanina sy mba ahaizana mandrindra ny fot...
20/01/2026

tsara ihany koa ny mahafatatra azy itony mba ahafahana mandanjalanja ny sakafo hoanina sy mba ahaizana mandrindra ny fotoanan'ny sakafo 🥰🔥💯🙏

Address

Fihaonana
Ankazobe

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Mi-kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share