02/05/2026
✨ CONDITIONS DE VENTE 2026 ✨
Ireto avy ary ny dingana lehibe mila arahina raha te hanao commande Photo Polaroid ato aminay 🫶🏻✨
👉🏻 100photos : 10.000ar foana ihany an (15.000ar raha autocollant)
👉🏻 Ho azavaitsika hatrany hoe inona ilay Polaroid satria manao Polaroid no tena spécialité anay ato amin’ny Polaroid_MDG mantsy!
🤔 ℳ𝒷𝒶 𝒾𝓃ℴ𝓃𝒶 𝒶𝓇𝓎 𝓉𝓎 𝒫ℴ𝓁𝒶𝓇ℴ𝒾𝒹 𝓉𝓎 ℯ?? 🧐
Sary kely izy itony, sasaina toy ny sary rehetra ireny ihany fa ny mahasamihafa azy amin’ ireny dia ny habeny, somary kely ilay Polaroid ary misy an’iny bordure fotsy lehibe iny mihintsy.
Afaka hanaovana décoration chambre mahafatifaty kely, (manasa anao hitsidika ny pejy)
Manana dimension samihafa izahay afaka arosonay anao mpanjifa,
1- 130photos : 10.000ar ( 15.000ar raha atao autocollant ilay tonga dia mipetaka ) .
📍7*5cm ny Dimension any ! ✨
2- 100photos : 10.000ar ( 15.000ar raha atao autocollant ilay tonga dia mipetaka ) .
📍7*7cm ny Dimension any ! ✨
3- 80photos : 10.000ar ( 15.000ar raha atao autocollant ilay tonga dia mipetaka ) .
📍 9*6cm ny Dimension any ! ✨
4- 60photos : 10.000ar ( 15.000ar raha atao autocollant ilay tonga dia mipetaka ) .
📍 10*7cm ny Dimension any ! ✨
‼️ VAKIO TSARA ALOHA AN 🙏🏻‼️
🤔 Ahoana amin’izay ary ny atao raha te hanasa sary ihany koa ianao???
Misy dingana vitsivitsy arahinao:
1️⃣- Alefa Messenger foana ihany ny sary, aza manahy fa tsy atahorana hoe miova be ny qualité ny sarinareo , kely ny format hanasatsika azy ary tsy misy antony tokony atahorana.
2️⃣- Rehefa lasa ny sary dia ny tsara tonga dia alefanao foana ny coordonnées anao,
Manao livraison foana izahay Lundi hatramin’ny Samedi ! Ty manao livraison Alahady izahay!
Izay no mahatonga anay miteny hoe mila voarainay avant 19h ny détails commande nao mba ho vita ny ampitso ihany satria iray andro ihany dia vita ny commande nao ato aminay
3️⃣- Paiement et livraison
Marihana fa raha eto tana ianao dia tsy mitaky acompte izahay fa kosa mitaky ny fahamatoranareo satria nametraka fahatokisana anareo izahay.
Raha any amin’ny faritra kosa dia mila alefa iray andro mialoha foana ny vola izay vao mandefa ny entanao izahay ny ampitso
✅ Ny frais de livraison kosa dia noferana ho 3.000ar ny ambany indrindra; eny na akaiky anay aza no misy anareo, afaka recuperenao raha toa ka tsy te andoha ilay 3.000ar ianao,
‼️ Raha miala ny Route principale na mitsofoka be ny toerana misy anao dia +1.000ar ny frais de livraison anao, na centre ville io na périphérie ‼️
RÉCUPÉRATION :
- Tsy voazavanay anaty sary ambany eto ny resaka récupération ; afaka recuperenao amin’ny fotoana rehetra ny sarinao fa kosa aty Anosizato andrefana arrêt bus coca:
- Tsy manao déplacement mintsy izahay rehefa récupération, tsy manatitra kely hoe eny amin’ny tetezana na hoe ety am santilo na etc , araky ny maha récupération azy dia alainao aty amin’ny répère omenay
- Mila mandefa acompte 50% izay vao validé ny commande raha recuperation! Izany hoe mila alefanao iray andro mialoha ilay acompte !
MANDEFA AMIN’NY FARITRA VE??
✅ Eny tompoko oh!! Na aiza na aiza misy anao!
Fa kosa mila alefa iray andro mialoha ny totalité an’ny vola , miampy 3.000ar frais de déplacement anah manatitra ilay colis anao , miampy frais de retrait.
Mankasitraka 🙏🏻
Lava be e?? 😂 Iza no namaky hatram farany?