28/03/2025
Fantatrao ve fa ny 💥Melamine
💌Faible toxicité pour l'organisme: zany oe tsy miteraka aretina ratsy ho an'ny vatan'olombelona ny fampiazana azy
💌Evaluation de risque(sans danger): tsy mitondra loza ho an'ny fahasalamana ny fampiasana azy rehefa natao ny andrana rehetra
❣️🙏Noho izany mety kokoa zany ny fampiasana fitaovana vita ra mihotra ny hafa😍
Zany an, bisous😘