Rova Image

Rova Image R-Shop Mada

🚁🔥 PROMOTION SPÉCIALE – DRONE KILALAO 🔥🚁Mitady cadeau tonga lafatra ho an'ny ankizy na te hilalao drone? Ity no safidy m...
14/07/2026

🚁🔥 PROMOTION SPÉCIALE – DRONE KILALAO 🔥🚁

Mitady cadeau tonga lafatra ho an'ny ankizy na te hilalao drone? Ity no safidy mety indrindra! 😍

🎮 Drone Kilalao HD + WiFi
💥 95.000 Ar monja
🔋 Double Batterie (2 batteries inclus)
✅ Autonomie : hatramin'ny 15 minitra isaky ny batterie
📷 Caméra HD + WiFi

📱 Afaka ampifandraisina amin'ny Téléphone amin'ny alalan'ny APK hijerena mivantana ny sary sy horonan-tsary.

🎒 Kit complet miaraka amin'ny:
✔️ Télécommande
✔️ 2 Batteries
✔️ Cable de recharge
✔️ Hélices (Élices) de rechange
✔️ Sac de rangement

✨ Design pliable, mora entina sy tehirizina.
🎯 Tsara ho an'ny ankizy sy ireo te hilalao drone.
⚠️ Fanamarihana: Drone kilalao izy ity, natao ho an'ny fialamboly. Tsy drone professionnel.

📍 Point de récupération :
Ambodivona, face Cotisse

🚚 Manao livraison eto Antananarivo ary afaka mandefa any amin'ny faritra.

📞 Commande & Informations :
034 18 581 84

⏳ Aza tara! Vitsy sisa ny stock amin'ity promotion 95.000 Ar ity. Antsoy na alefaso message dieny izao mba hahazoanao ny anao! 🚁🎁

09/07/2026

Efa miainga ny ketrika manaraka fa aleo aloha tsy hiresaka be🤫🎬

🎬 ANDILAMAINTY 1 sy 2Azonao jerena ao amin'ny SEHATRA.COM Tantara feno fihetseham-po, mistery ary lesona lalina?Vokatra ...
05/07/2026

🎬 ANDILAMAINTY 1 sy 2
Azonao jerena ao amin'ny SEHATRA.COM
Tantara feno fihetseham-po, mistery ary lesona lalina?

Vokatra avy amin'ny Rova Image Production. Sehatra.com dia iray amin'ireo sehatra malagasy manome sehatra ny sarimihetsika sy ny zavakanto malagasy amin'ny alalan'ny streaming.

🔥 Fihetseham-po tsy hay hadinoina!
🔥 Vokatra malagasy mendrika hotohanana!

Araho hatrany ny pejy hahafantarana

👉 ANDILAMAINTY – Tsy tantara fotsiny, fa hafatra sy zava-misy mampieritreritra.

🎥🇲🇬

🎉Happy birthday Raissa (Mpilala fototra amin'ny Film ANDILAMAINTY partie 1)🎊Mirary soa e!
28/06/2026

🎉Happy birthday Raissa (Mpilala fototra amin'ny Film ANDILAMAINTY partie 1)
🎊Mirary soa e!

25/06/2026

TE HIJERY FILMS? Araho ny toromarika voasoratra etsy ambany, mijereva finaritra 🎬🤗

📥 Plus d’informations : mp

www.sehatra.com : La vitrine culturelle numérique malgache 🇲🇬

Ato izay hijery ny Film ANDILAMAINTY 👇Afaka mijery karazana Film Gasy hafa ihany koa ianao👇
14/06/2026

Ato izay hijery ny Film ANDILAMAINTY 👇
Afaka mijery karazana Film Gasy hafa ihany koa ianao👇

Sehatra.com - Concert en ligne, film gasy, et bien d'autres contenues sur Madagascar

11/06/2026

Misy tsy matotra mihintsy any anaty Tournage😂😅🎬
Vao mipoitra dia mihomehy😀😆

11/06/2026

🎬Misy te hijery ve ato ?
🎞️Rahapitso ny fotoana ao amin'ny SEHATRA.COM

09/06/2026

🎬 ANDILAMAINTY
Ho hitanao ao amin'ny SEHATRA.COM manomboka ny 12 Jona ho avy izao! 🎬

Vonona ve ianareo amin'ny tantara feno fihetseham-po, mistery ary lesona lalina?

Vokatra avy amin'ny Rova Image Production. Sehatra.com dia iray amin'ireo sehatra malagasy manome sehatra ny sarimihetsika sy ny zavakanto malagasy amin'ny alalan'ny streaming.

🔥 Fihetseham-po tsy hay hadinoina!
🔥 Vokatra malagasy mendrika hotohanana!

Araho hatrany ny pejy hahafantarana

👉 ANDILAMAINTY – Tsy tantara fotsiny, fa hafatra sy zava-misy mampieritreritra.

🎥🇲🇬 Voir moins

Address

Ambodivona
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rova Image posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share