04/10/2026
Misaotra an'Andriamanitra tamin'ny fotoana rehetra nomeny nanantanterahana ny asa rehetra Zay efa vita , Ary angatahina Aminy ihany koa n'y vao atao .
Mankasitraka mankatelina 🙏🙏 tompoko hoareo izay nametraka fitokisana taminay tamin'ny asa izay natao ka tontosa Soamatsara .