TSIRO MafanA

TSIRO MafanA Izahay dia orinasa mamokatra sakay vita avy am karazana sakay voafantina (bec d'oiseaux), izay hambolenay ihany

Mankasitraka indrindra ary manasa antsika hanandranana, 🥵🥵🌶️🌶️🔥🔥🔥
05/05/2026

Mankasitraka indrindra ary manasa antsika hanandranana, 🥵🥵🌶️🌶️🔥🔥🔥

04/05/2026
🌶️🌶️ sakay farak ze masiaka 🌶️🌶️🥵✅3000 ar ny 50g ary 2000 at ny 50g🥵Vita avy am sakay vavamborona avy any imertsiatosika...
21/04/2026

🌶️🌶️ sakay farak ze masiaka 🌶️🌶️🥵
✅3000 ar ny 50g ary 2000 at ny 50g
🥵Vita avy am sakay vavamborona avy any imertsiatosika
💯 Natoraly
🍜Tsiro tsy manampaharoa, mampazoto omana be
🚲 Manao livraison
Antsoy ny 034 08 007 65

🌶️🌶️ sakay farak ze masiaka 🌶️🌶️🥵✅3000 ar ny 50g ary 2000 at ny 50g🥵Vita avy am sakay vavamborona avy any imertsiatosika...
20/04/2026

🌶️🌶️ sakay farak ze masiaka 🌶️🌶️🥵
✅3000 ar ny 50g ary 2000 at ny 50g
🥵Vita avy am sakay vavamborona avy any imertsiatosika
💯 Natoraly
🍜Tsiro tsy manampaharoa, mampazoto omana be
🚲 Manao livraison
Antsoy ny 0381926470

20/04/2026

Sakay voatoto matsiro be , vita avy am sakay vavamborona avy any imertsiatosika
Mandray commande
0381926470
Manao livraison

🎁  Mahazoa 1 000 x6 Ar crédit YAS ! 📱🔥🌶️ Inona no tena tsy maintsy ilavanao sakay ?🍚 Vary sy loaka 🍜Lasopy?🍔 Sakafo hafa...
16/04/2026

🎁 Mahazoa 1 000 x6 Ar crédit YAS ! 📱🔥
🌶️ Inona no tena tsy maintsy ilavanao sakay ?
🍚 Vary sy loaka
🍜Lasopy?
🍔 Sakafo hafa?
💬 Teneno ao am commentaire + “🔥" !
✅Partageo ,izay be réaction no omenay azy
😱😱Ampiana cadeau surprise
Ndao ar ô

🌶️ Amboary ny tsironao amin'ny Tsiro Mafana: Ny Saosy Piment Premium avy eto Madagasikara! 🌶️Miomàna amin'ny fipoahan'ny...
14/04/2026

🌶️ Amboary ny tsironao amin'ny Tsiro Mafana: Ny Saosy Piment Premium avy eto Madagasikara! 🌶️Miomàna amin'ny fipoahan'ny tsiro tena izy sy ny hafanana mahery vaika miaraka amin'ny Piment Bec d'Oiseau "Tena Mafana" anay! Avy any Madagasikara mivantana, ny Tsiro Mafana dia mihoatra lavitra noho ny saosy tsotra: fanasana ho amin'ny dia an-dakozia izy.✨ Nahoana no mifidy ny Tsiro Mafana?•🔥 Tena Mafana: Ho an'ireo tia tsiro mahery, hafanana tsy manam-paharoa izay mamelona ny sakafo rehetra.•🌿 100% Natoraly & Vita Tanana: Namboarina tamim-pitiavana, tsy misy "conservateurs", akora madio fotsiny: piment bec d'oiseau, tongolo gasy, sakamalao, menaka anana, vinaingitra ary sira.•🇲🇬 Tsiron'i Madagasikara: Andramo ny tena izy amin'ny fomba fahandro nentim-paharazana izay mitondra tsiro vahiny ho an'ny sakafonao.🍽️ Tonga lafatra ho an'ny fanirianao rehetra:Na hanatsarana ny hena natono, na hiaraka amin'ny trondro, na hanome tsiro ny vary, na hanampy hafanana amin'ny tsakitsaky, ny Tsiro Mafana no akora miafina izay hanova ny sakafonao ho fety tsy hay hadinoina.👉 Vonona ny hiatrika ny fanamby? Manaova commande ny tavoahangy 100 ml anao anio ary avelao ny majikan'i Madagasikara hiasa ao an-tsakafonao!
Antsoy 0381926470

Address

67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSIRO MafanA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share