28/08/2026
๐๐ป๐ฟ๐ฎ๐ฐ๐ถ๐ป๐ฒฬ๐ฒ
Indraindray isika dia manana zavatra maro ao an-tsaina: asa mbola tsy vita, ny projet, ny nofinofy, zavatra mampanahy ary na dia ireo zavatra mbola tsy fantatra azaโฆ ka lasa te-hifehy ny zava-drehetra. ๐ฟ
โTsy voatery hitondra izany rehetra izany irery ianao.
Mety tsy ho hitanao avy hatrany izay lalana haleha, fa matokia!
๐ Andriamanitra mahita lavitra noho izay hitantsika.
Izy no mahalala ny fotoana mety sy izay tena tsara ho antsika.
Koa androany, ataovy izay azonao atao, ary avelao aminโAndriamanitra izay tsy azonao fehezina. ๐ฑ
๐ โAnkino aminโi Jehovah ny asanao, dia ho lavorary izay kasainao.โ
โ Ohabolana 16:3
Mivavaha, miezaha, matokia ๐ฏ dia avelao Izy hitarika.