MGU Formation Call Center

MGU Formation Call Center Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MGU Formation Call Center, Antananarivo.

🔥 MITADY ASA MAHARITRA VE IANAO ? 🔥

📞 FORMATION CALL CENTER – 2 HERINANDRO
➡️ Mahazo ASA avy hatrany rehefa vita formation

💼 TOMBONY HO AZONAO :

✔️ Karama: 650.000Ar – 1.000.000Ar / volana
✔️ Transport
✔️ Cantine

📞 CALL CENTER : Tsy mandray antso fotsiny… fa tena métier professionnel! 💼Maro no mieritreritra fa ny Call Center dia mi...
21/08/2026

📞 CALL CENTER : Tsy mandray antso fotsiny… fa tena métier professionnel! 💼

Maro no mieritreritra fa ny Call Center dia miresaka amin'olona fotsiny. Kanefa ny tena izy dia asa mitaky:

✅ Communication professionnelle
✅ Fahaizana mihaino sy mamaly tsara
✅ Réactivité sy gestion de stress
✅ Discipline sy confiance en soi

🎯 Ireo no compétences tena tadiavin'ny entreprise mandritra ny recrutement.

💡 Matetika ny recrutement dia misy:
✔️ Test écrit ✔️ Test informatique ✔️ Entretien ✔️ Simulation d'appel

Izany no mahatonga ny préparation ho zava-dehibe.

🎓 Ato amin'ny MGU Formation Call Center
Tsy théorie fotsiny no ianarana, fa: ✅ Pratique sy simulation ✅ Préparation recrutement ✅ Fomba fiasa tena ampiasaina eny am-piasana

🚀 Na débutant(e) aza ianao, afaka manomboka raha vonona hianatra sy hivoatra.

📍 67Ha 📞 038 22 242 18

🎧 Te hiasa amin’ny Call Center ve ianao ?Ny Call Center dia varavarana hidiranao amin’ny monde professionnel.Amin’izao f...
30/07/2026

🎧 Te hiasa amin’ny Call Center ve ianao ?
Ny Call Center dia varavarana hidiranao amin’ny monde professionnel.

Amin’izao fotoana izao, ny métier Call Center dia mila olona mahay miresaka tsara, mihaino client, mamaly am-pahamendrehana ary mahafehy communication professionnelle.

Ato amin’ny MGU Formation Call Center, ny tanjonay dia tsy hoe mampianatra fotsiny, fa manomana anao ho vonona hiasa.

Amin’ny alalan’ny anglais ou français professionnel, techniques d’appel ary mise en situation réelle, dia hahazo pratique ilaina amin’ny métier Call Center ianao.

Na débutant aza ianao, afaka mianatra tsikelikely miaraka amin’ny accompagnement pratique.

✨ Call Center Francophone ou Anglophone

✔ Anglais ou français professionnel
✔ Communication professionnelle
✔ Techniques d’appel
✔ Gestion des clients
✔ Mise en situation réelle
✔ Préparation à l’entretien
✔ Préparation à l’embauche

💼 Opportunité d’embauche
📚 Formation pratique
🎯 Débutants acceptés

📅 Rentrée : 03 Août
📍 67ha
📞 038 22 242 18

📩 Soraty hoe CALL amin’ny commentaire na message privé raha tianao halefa aminao ny programme complet.

MGU Formation Call Center Développez vos compétences, construisez votre avenir

🚨 TSY AN'ASA VE IANAO?  ATOMBOY MANOMBOKA ETO NY HOAVINAO! 🚨🎓 MGU Formation Call Center dia manokatra fiofanana ho an'ir...
15/07/2026

🚨 TSY AN'ASA VE IANAO?
ATOMBOY MANOMBOKA ETO NY HOAVINAO! 🚨

🎓 MGU Formation Call Center dia manokatra fiofanana ho an'ireo débutants sy non-débutants.

📚 Fiofanana azo isafidianana :
✅ Call Center
✅ Fanamafisana teny Frantsay
✅ Fanamafisana teny Anglisy
✅ Préparation entretien d'embauche
✅ Vente en ligne & Boostage Facebook
✅ Télétravail
✅ Informatique de base & Dactylographie
✅ Fampidirana sy fitarihana amin'ny asa

💼 Ampitomboy ny fahaizanao ary miomàna hiditra amin'ny tontolon'ny asa.

📍 Toerana : 67Ha Antananarivo

📞 Antsoy na mandefasa hafatra : 038 22 242 18

⚡ Voafetra ny toerana! Misorata anarana dieny izao.

 ? ! 🚨🎓 MGU Formation Call Center dia manokatra fiofanana ho an'ireo débutants sy non-débutants.📚 Fiofanana azo isafidia...
08/07/2026

? ! 🚨

🎓 MGU Formation Call Center dia manokatra fiofanana ho an'ireo débutants sy non-débutants.

📚 Fiofanana azo isafidianana :
✅ Call Center
✅ Fanamafisana teny Frantsay
✅ Fanamafisana teny Anglisy
✅ Préparation entretien d'embauche
✅ Vente en ligne & Boostage Facebook
✅ Télétravail
✅ Informatique de base & Dactylographie
✅ Fampidirana sy fitarihana amin'ny asa

💼 Ampitomboy ny fahaizanao ary miomàna hiditra amin'ny tontolon'ny asa.

📍 Toerana : 67Ha Antananarivo

📞 Antsoy na mandefasa hafatra : 038 22 242 18

⚡ Voafetra ny toerana! Misorata anarana dieny izao.

🚫 10 ERREURS FRÉQUENTES À ÉVITER EN ENTRETIEN D'EMBAUCHE 💼🎯Vous avez décroché un entretien ? Félicitations ! 👏Maintenant...
19/06/2026

🚫 10 ERREURS FRÉQUENTES À ÉVITER EN ENTRETIEN D'EMBAUCHE 💼🎯

Vous avez décroché un entretien ? Félicitations ! 👏
Maintenant, évitez ces erreurs qui peuvent vous coûter le poste. 👇

❌ 1. Arriver en re**rd ⏰
➡️ Soyez ponctuel(e), idéalement 10 à 15 minutes à l'avance.
❌ 2. Ne pas se renseigner sur l'entreprise 🏢
➡️ Informez-vous sur son activité, ses valeurs et le poste proposé.
❌ 3. Manquer de confiance ou être trop sûr de soi 😐
➡️ Soyez confiant(e), humble et professionnel(le).
❌ 4. Répondre trop brièvement ou hors sujet 💬
➡️ Donnez des réponses claires avec des exemples concrets.
❌ 5. Critiquer son ancien employeur 🚫
➡️ Restez toujours respectueux(se) et positif(ve).
❌ 6. Ne pas écouter attentivement les questions 👂
➡️ Prenez le temps de comprendre avant de répondre.
❌ 7. Négliger sa tenue 👔👗
➡️ Adoptez une apparence soignée et adaptée au poste.
❌ 8. Utiliser son téléphone pendant l'entretien 📱
➡️ Mettez-le en mode silencieux et gardez-le hors de vue.
❌ 9. Mentir sur ses compétences ⚠️
➡️ L'honnêteté inspire la confiance.
❌ 10. Ne poser aucune question à la fin ❓
➡️ Montrez votre intérêt en préparant quelques questions pertinentes.

✨ Un entretien réussi, c'est une bonne préparation, une attitude positive et une communication claire.

💙 Suivez notre page pour découvrir encore plus de conseils et réussir vos entretiens d'embauche ! 🚀🎓

11/06/2026

10/06/2026

📞✨ Torohevitra hahombiazana amin'ny asa Centre d'Appel

Ny tena lakilen'ny fahombiazana amin'ny Centre d'Appel dia tsy ny fahaizana miteny fotsiny, fa indrindra ny fahaizana mihaino tsara. 👂💬

✅ Mihainoa tsara ny mpanjifa alohan'ny hamaliana azy.

✅ Mitenena am-pitoniana, am-panajana ary amin-kitsimpo. 😊

✅ Fehezo tsara ny vaovao sy ny tolotra atolotry ny orinasa iasanao. 📚

✅ Mahareta ary tony foana na dia sarotra aza ny mpanjifa atrehinao. 💪

✅ Mahaiza manaja ora sy manaraka ny fitsipiky ny orinasa. ⏰

✅ Miezaha hianatra sy hampiasa teny frantsay isan'andro mba hanatsarana ny fahaizanao miteny. 🇫🇷🎯

💡 Tsarovy: Ny téléconseiller mahay dia tsy olona miteny be indrindra, fa ilay mahay mahatakatra sy manampy ny mpanjifa. 🤝

👇 Ary ianao, inona no heverinao fa toetra manan-danja indrindra hahombiazana amin'ny Centre d'Appel?

🔹 Fahaizana mihaino 👂
🔹 Faharetana 😌
🔹 Fahaizana mifandray amin'olona 🗣️

💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny valinteninao!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MGU Formation Call Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share