Mora shop

Mora shop Live isan'andro amin'ny vidiny mora loatra ❤️
Mandefa en gros ihany Koa 🥰
034 92 824 92

28/09/2026

✅JP cadeau indray Ary e🥰
👉Olona roa no mahazo
👉Mila abonné,mi-tague namana 10, partage groupe 5
🔥Go,Go,Go

28/09/2026

Ao daholo ve?
Mahaiza manararaotra fa hanao vente photos na vidéo prix tataka be avy eo anh 😁

✅ RÉSERVÉ Couvre canapé fourrure be gris  4 -1- 1❌60 000ar ❌ au lieu de 70 000arPrix tataka be 🥰
28/09/2026

✅ RÉSERVÉ
Couvre canapé fourrure be gris 4 -1- 1
❌60 000ar ❌ au lieu de 70 000ar
Prix tataka be 🥰

25/09/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Miantra Niaina, Ratafitason Miora Ny Fitiavana, Tsoa Herinantenaina

👉Elaela izahay tsy hitanareo tato e ❓😊Mbola nitsena an'ity vahiny kely ity izahay o ❤️❤️✅aza Adino fa mandeha tsara ilay...
25/09/2026

👉Elaela izahay tsy hitanareo tato e ❓
😊Mbola nitsena an'ity vahiny kely ity izahay o ❤️❤️
✅aza Adino fa mandeha tsara ilay mvola iny a 🤣🤣

25/09/2026

Bonjour daholo 🥰

👉Tadidinareo ve ity couvre chaise complet avec nappe ity ❓✅Efa dispo ato amin-tsika izy ity Sady vaovao manitra sambo be...
21/09/2026

👉Tadidinareo ve ity couvre chaise complet avec nappe ity ❓
✅Efa dispo ato amin-tsika izy ity Sady vaovao manitra sambo be 😍
❌ Ensemble 6 pièces+ nappe assorti aminy 200 000ar monja ❌
✅alefaso ny commande 🥰

Bonjour 😊 Mankasitraka antsika rehetra izay nanao partage fa hita soamantsara ilay sac banane 😊Mirary soa
21/09/2026

Bonjour 😊
Mankasitraka antsika rehetra izay nanao partage fa hita soamantsara ilay sac banane 😊
Mirary soa

Mba mangataka partage o
20/09/2026

Mba mangataka partage o

Address

Antananarivo

Telephone

+261349282492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share