FTP Harisoa

FTP Harisoa ✨ Coiffure Femme & Homme
💅 Onglerie Professionnelle
💄 Soins Esthétiques
🎓 Formation en Coiffure, Esthétique et Onglerie

FTP HARISOAFormation vacances utile!💥*transforme ta passion en profession!👉formation complet ,theories plus Pratique ⏰ 1...
22/07/2026

FTP HARISOA
Formation vacances utile!
💥*transforme ta passion en profession!
👉formation complet ,
theories plus Pratique
⏰ 1mois
🏃🏃🏃 reserve vos places a l'FTP harisoa , NAMAHORA en face de baobab plus ( izili)
📞 034 04 316 34

💇‍♀️✨ FTP HARISOA – Salon de Beauté & Formation ✨💅Mitady toerana hanatsarana ny hatsaranao sy hianarana asa mahavelona v...
21/07/2026

💇‍♀️✨ FTP HARISOA – Salon de Beauté & Formation ✨💅
Mitady toerana hanatsarana ny hatsaranao sy hianarana asa mahavelona ve ianao?
📍 Antsinanan'ny Tecno Namahora no ahitanao ny FTP Harisoa, salon de beauté et formation en coiffure, esthétique et onglerie.
✔️ Coiffure moderne sy professionnelle
✔️ Soins esthétique manara-penitra
✔️ Onglerie (gel, vernis permanent, extension…)
✔️ Formation complète ho an’izay te hianatra asa
👉 Tongava manandrana ary zahao ny kalitao sy ny fahaiza-manaonay!
📞 Mifandraisa aminay dieny izao!

03/07/2026

📢📢📢 andao ry maman mba atao manjamanja ny Ankizintsika angala fanadinana reo a ! dia mba miaraka manja aminy koa isika 💄💅💆
Amaray asabotsy Prix💰 bojo😱 iny e !koa mahaiza manararaotsy antsika iaby .
👉 Prix ro bojo fa ny asa soa mare😍 ka aza Misalasala manantona anay .
adresse tokana : FTP HARISOA
namahora techno Akaikiny mpivarotra fanaka ( box 3)
📞 034 04 316 34

salama iaby e ! aza adino fa Prix bojo 😱😱😱hatrany ny Prix brushing antsika isakiny Asabotsy a ! cheveux court 10 000ar  ...
02/07/2026

salama iaby e ! aza adino fa Prix bojo 😱😱😱hatrany ny Prix brushing antsika isakiny Asabotsy a ! cheveux court 10 000ar
cheveux mi long 13000ar
cheveux longue 15 000ar .
afaka maka rendez-vous sur mp foana. ny Prix no bojo fa ny hatsarana mipetraka foana a 😜
🏘adresse tsy miova a ! FTP HARISOA NAMAHORA eo am techno Akaikiny mpivarotra fanaka
📞 034 04 316 34

Miarahaba antsika iaby e! noho ny fandaminana kely izay tsy maintsy natao dia mampafantatra antsika  fa ny FTP HARISOA d...
29/06/2026

Miarahaba antsika iaby e! noho ny fandaminana kely izay tsy maintsy natao dia mampafantatra antsika fa ny FTP HARISOA dia Nifindra eo NAMAHORA anilany batiment TECHNO amin'ny pamarotra fanaka eo .
⚡️⚡️ny FTP harisoa moa ho antsika izay mbola tsy mahafantatsy dia: 👉👉sady salon de coiffure ,mandray antsika amin'ny Fikarakarana volo sy ny tarehy no
👉 toerana tokana eto Morondava hianarantsika ny Manodidina ny coiffure esthetique et Onglerie .

ka noho izany dia mbola Manentana antsika hatrany izahay Indrindra am izao fotoanan'ny fialan-tsasatra izao Hampitombo ny Traikefa izay efa ananana na koa vao hianatra mihintsy ,fa vonona ny handray anao an-tanandroa izahay * ny olona mahay raha hony tsy very mandeha * ka tongava manoratra anarana hianatsy fa hafa avao ny mahay asa Tana e !
tongava fa ianao mahay no Tanjonay ❤️
⚡️aza adino fa misy ny attestation fin de formation a !
🏩 ny toerana NAMAHORA anilany TECHNO akaikin'ny pamarotra fanaka
☎️ 034 04 316 34

🌟 FORMATION PRO: COIFFURE & ESTHÉTIQUE​💇‍♀️ Ho anao izay te hifehy tanteraka ny momba ny taovolo, ny fikojakojana ny tar...
02/06/2026

🌟 FORMATION PRO: COIFFURE & ESTHÉTIQUE

​💇‍♀️ Ho anao izay te hifehy tanteraka ny momba ny taovolo, ny fikojakojana ny tarehy, ary ny hoho!

​Ny FTP HARISOA dia faly manolotra ho anao:
​✨ FORMATION EN COIFFURE, ESTHÉTIQUE ET ONGLERIE ✨

​📍 TOERANA
​🏢 Adiresy: Morima, akaikin'ny CNAPS
​🎓 Ny tombony: Fampianarana mivantana, miantomboka amin'ny fototra ka hatramin'ny fahaizana feno.

​📞 CONTACT
​Raha hamandrika toerana na mila fanazavana fanampiny:
​📱 Antsoy mivantana: 034 04 316 34
​💬 WhatsApp: 038 91 26 693

Address

Près CNAPS
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FTP Harisoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share