WB Construction

WB Construction Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from WB Construction, Home decor, Lot III M 27A Ouest Ambohijanahary, Antananarivo.

Conception et réalisation de projets de construction 👇

✔️ Plans architecturaux 2D & 3D
✔️ Devis quantitatifs et estimatifs
✔️ Plans d’exécution
✔️ Gros œuvre & second œuvre

👉 Raha manambady amana-janaka roa na telo ianao, dia mety tsara ho anareo ity plan natokanay ity. 👩‍❤️‍👨👫 💡Tontosa ho an...
22/04/2026

👉 Raha manambady amana-janaka roa na telo ianao, dia mety tsara ho anareo ity plan natokanay ity. 👩‍❤️‍👨👫
💡Tontosa ho an’ny filàna sy aina mirindra ao an-tokantrano!🏠
🏡 efitra fatoriana – efitra fandraisam-bahiny malalaka – lakozia 🫕
✅ Vita amin’ny fomba matihanina, mifanaraka amin’ny fenitra👷
📍Azo amboarina araka ny haben’ny taninao📝
Fanazavana fanampiny ☎️: 0349387826

Etsy ange ❗🎯 Inona avy ny plans ilaina raha haka permis de construire? 🏗️Raha hanao fanorenana ara-dalàna eto Madagasika...
22/04/2026

Etsy ange ❗
🎯 Inona avy ny plans ilaina raha haka permis de construire? 🏗️
Raha hanao fanorenana ara-dalàna eto Madagasikara, dia mila maka permis de construire. Ireto avy ny plan ilaina:
📌 Plans techniques:
🗺️ Plan de situation
📐 Plan de masse
📊 Plans des niveaux, coupes, façades
📝 Notice descriptive
📸 Sary amin’ny toerana
✅ Mila fanampiana amin’ny fanomanana plan sa dossier? Aza misalasala manatona anay!

22/04/2026

Fahafaham-po sy fahatokisana no omenay anao 🤝❤️
Manantanteraka ny nofinofinao sy ireo tetik'asanao mifanaraka amin'ny fahefa-mividy nao 💰
Manome tolotra maro afahanao misitraka izany izahay 📝📊
Aza misalasala ary manoratra na miantso mivantana ☎️ 034 93 878 26
WB Construction Madagascar miaraka mamolavola ho avy matanjaka 💪🙏

Aza misahirana manao devis 😵‍💫✍️☎️ Manantona anay na miantso mivantana fa manana devis mahafa-po mifanaraka amin'ny budg...
22/04/2026

Aza misahirana manao devis 😵‍💫✍️
☎️ Manantona anay na miantso mivantana fa manana devis mahafa-po mifanaraka amin'ny budget anao izahay 📝📊🤝

👉FANTARO NY FILÀNAO SY NY ANKOHONANAO  MIALOHAN'NY  HANORENANA TRANO💯✅Tsy tokony ho latsa-danja ny fandinihana tsara ny ...
22/04/2026

👉FANTARO NY FILÀNAO SY NY ANKOHONANAO MIALOHAN'NY HANORENANA TRANO💯
✅Tsy tokony ho latsa-danja ny fandinihana tsara ny haben'ny trano hiorenanao.
❌ Raha lehibe loatra, mety hiteraka fati antoka sy fahaverezan'ny vola tsy ilaina, raha kely loatra kosa, dia mety hiteraka tsy fahafaham-po sy tsy fahatoniana ao an-trano😑
💡Tsarovy fa ny trano no ho toerana handaninao ny ankamaroan'ny fotoananao, sy hiarahanao amin'ny ankohonanao.👩‍❤️‍👨
👉Koa mahaiza manao ny antonony, izay mifanaraka amin'ny filàna sy ny fahafahanao.👍
🙋Izay ny antom-pisianay, hanampy anao hahita sy hanatanteraka izany fanapahan-kevitra izany amin'ny fomba matihanina sy mahomby♥️🫂
WB Construction Madagascar
👷 Mamolavola ho avy matanjaka ‼️
☎️ 034 93 878 26

👷 WB Construction Madagascar – Sur chantier 👇🏗️ Asa mitohy  🧑‍🔧 Ekipa matihanina  📍 Fanorenana azo itokisana
22/04/2026

👷 WB Construction Madagascar – Sur chantier 👇

🏗️ Asa mitohy
🧑‍🔧 Ekipa matihanina
📍 Fanorenana azo itokisana

22/04/2026

🛑 Ny zava-drehetra dia manomboka amin’ny nofy na aingam-panahy… 🤗
Alaivo sary an-tsaina ny tenanao sy ny fianakavianao ao anatin’ilay trano nofinofisinareo 🏡

✅ Avelao ho anay ny fanatanterahana ny tetikasanareo:
✔️ Aménagement intérieur
✔️ Plans architecturaux 2D & 3D
✔️ Plans d’exécution
✔️ Hatramin’ny réalisation

📞 Antsoy mivantana izahay:
☎️ Tel & WhatsApp : +261 34 93 878 26
Facebook : WB Construction Madagascar

************************************************

🛑 Tout commence par un rêve ou une inspiration… 🤗
Imaginez-vous, vous et votre famille, dans la maison de vos rêves 🏡

✅ Confiez-nous votre projet :
✔️ Aménagement intérieur
✔️ Plans architecturaux 2D & 3D
✔️ Plans d’exécution
✔️ Jusqu’à la réalisation complète

📞 Contactez-nous directement :
☎️ Tel & WhatsApp : +261 34 93 878 26
Facebook : WB Construction Madagascar

Wood Block : bien plus que du bois !Saviez-vous que Wood Block ne se limite pas à la vente de produits ?Nous prenons en ...
22/04/2026

Wood Block : bien plus que du bois !
Saviez-vous que Wood Block ne se limite pas à la vente de produits ?
Nous prenons en charge vos travaux de gros œuvre et second œuvre, pour des constructions solides et durables.
Et ce n’est pas tout :
Profitez d’une facilité de paiement allant jusqu’à 36 mois, valable aussi bien sur la construction que sur tous nos produits Wood Block.
Construisez, aménagez, rénovez…
En toute confiance et avec des solutions de paiement adaptées à votre budget.
Contactez-nous dès aujourd’hui pour concrétiser votre projet !

Address

Lot III M 27A Ouest Ambohijanahary
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WB Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category