Touch by Maria

Touch by Maria 💕Izay rehetra momba ny linges de maison (parure de lit, rideaux, coussin) sur commande et sur mesure

🇲🇬Tianao ho caché ny rail na tringle-nao? ✨Raha tianao ho madio sy épuré ny rendu, dia mila eritreretina hatramin’ny con...
28/09/2026

🇲🇬

Tianao ho caché ny rail na tringle-nao? ✨

Raha tianao ho madio sy épuré ny rendu, dia mila eritreretina hatramin’ny conception izany.

📐 Mila eritreretina mialoha:

ny toerana hametrahana ny rail,

ny espace ilaina,

ary ny finition tiana.

👉 Rehefa vita ny plafond sy ny finition, mety ho sarotra ny manampy azy.

Ny beau rendu dia manomboka amin’ny bonne préparation. ❤️

📩 Mila torohevitra? Manontania anay amin’ny Message privé.

---

🇫🇷

Vous souhaitez cacher votre rail ou votre tringle ? ✨

Pour un rendu propre et épuré, il faut y penser dès la conception.

📐 Il faut prévoir à l’avance :

l’emplacement du rail,

l’espace nécessaire,

et la finition souhaitée.

👉 Une fois le plafond et les finitions réalisés, il peut être difficile de l’ajouter.

Un beau rendu commence par une bonne préparation. ❤️

📩 Besoin de conseils ? Contactez-nous en Message privé.

🪟 RAIL OU TRINGLE ? 🤔 Le choix du système change aussi le rendu de votre rideau ! Ny rail dia tsy natao fotsiny hoe “han...
21/09/2026

🪟 RAIL OU TRINGLE ? 🤔 Le choix du système change aussi le rendu de votre rideau !

Ny rail dia tsy natao fotsiny hoe “hanantonana rideau”. Misy fiantraikany lehibe amin'ny fomba fivezivezen'ny lamba sy ny rendu final ao an-tranonao izy. ✨

Inona ary no maha-samy hafa azy amin'ny tringle classique ? Ary rahoviana no tsara misafidy azy ?

👉 1. Mora misokatra sy mikatona (Confort d'utilisation)
Ny rideau dia mandeha amin'ny alalan'ny petits glisseurs ao anaty rail. Malama tsara ny fiverenany ary tsy mivandravandra na mikatso.

👉 2. Rendu madio sy discret (Esthétique moderne)
Raha tiana hafenina ny rafitra fanantonana, ny rail no safidy tsara indrindra. Rehefa apetraka amin'ny plafond izy, dia manome look moderne, épuré, ary mahatonga ny efitrano ho hita ho avo kokoa.

👉 3. Mety amin'ny différents types de plis
Miankina amin'ny rafitra (système) ampiasaina, ny rail dia afaka manao fronce classique, plis réguliers, na ilay loha-rideau Wave (Ripple Fold) malaza be ankehitriny.

⚠️ N.B : Mila kajiana tsara ny largeur !
Tsy ny haben'ny varavarankely (fenêtre) ihany no jerena. Ny largeur du rail, ny ampleur ny plis, ary ny finition tiana no mamaritra ny quantité de tissu ilaina.

💡 Petit conseil Touch by Maria :
Alohan'ny hividianana rail na hanaovana rideau sur mesure, farito tsara aloha ny rendu tianao. Ny système de pose mantsy dia misy fiantraikany mivantana amin'ny calcul ny lamba sy ny finition.

Manana projet rideau ve ianao amin'izao fotoana izao ? Aza misalasala manatona anay !
💌 Manontania anay amin'ny Message privé raha mila torohevitra fanampiny.

🧵 Touch by Maria
Fait avec soin, fait pour vous.

Hey!!! Asabotsy ny andro. 💥 👉Iza no coup de coeur-nao amin'ireto couleur ireto?  💔Tantarao ao amin'ny commentaire ary e ...
19/09/2026

Hey!!! Asabotsy ny andro. 💥
👉Iza no coup de coeur-nao amin'ireto couleur ireto? 💔
Tantarao ao amin'ny commentaire ary e 🥰

🧵 Fa maninona no tsy mitovy ny prix rehefa manao sur mesure ?Rehefa manao commande sur mesure dia tsy ny fanjairana ihan...
16/09/2026

🧵 Fa maninona no tsy mitovy ny prix rehefa manao sur mesure ?

Rehefa manao commande sur mesure dia tsy ny fanjairana ihany no jerena. 😊

Ny tissu, ny dimension, ny quantité de tissu ilaina, ny finition ary ny rendu tiana dia samy misy fiantraikany amin’ny prix.

Ohatra amin’ny rideau, raha mila plis na fronce betsaka ianao mba hahazoana rendu tsara sy élégant, dia mila lamba betsaka kokoa.
Toy izany koa raha lehibe na lava ny fenêtre, na raha misy finition manokana.

Izany no antony tsy ahafahanay manome prix unique ho an’ny création sur mesure.

💡 Ao amin’ny Touch by Maria, tianay ho fantatra tsara aloha ny zavatra ilainao sy ny rendu tianao, mba hahafahanay manao devis mifanaraka amin’ny projet-nao.

Koa aza misalasala manontany anay. ❤️
Manontania amin’ny Message privé.

🧵 Touch by Maria
Fait avec soin, fait pour vous.

14/09/2026

🤍 Votre chambre mérite une parure qui vous ressemble.Une jolie matière, une couleur que vous aimez, des dimensions parfa...
08/09/2026

🤍 Votre chambre mérite une parure qui vous ressemble.

Une jolie matière, une couleur que vous aimez, des dimensions parfaitement adaptées à votre lit… ✨

Chez Touch by Maria, vos parures de lit sont confectionnées en coton 💯, sur mesure et sur commande.

🧵 Vous choisissez
📐 Nous adaptons les dimensions
🎨 Nous confectionnons selon votre style

Parce que le confort se ressent… mais l’élégance se remarque. 🛏️✨

📩 Commandes & renseignements en message privé.

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy rehetra 👋🥰🔻 Miezaka hatrany izahay hizara fampahafantarana sy torohevitra madinidini...
04/09/2026

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy rehetra 👋🥰

🔻 Miezaka hatrany izahay hizara fampahafantarana sy torohevitra madinidinika izay antenainay fa hahasoa anareo.

Nandritra izay fotoana niasanay izay dia maro ny expériences sy lesona azonay, ka tianay koa ny hizara izany aminareo mba hanampy amin’ny safidy sy ny fanatanterahana ny projet-nareo. 🧵✨

👉 Koa manasa anao izahay hamaky sy hanaraka ireo torohevitra zarainay.

🥰 Ary raha hitanao fa mahasoa, aza misalasala mizara amin’ny hafa mba hahasoa azy ireo koa. 🎈

Touch by Maria
Fait avec soin, fait pour vous. ❤️

02/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Finoana Fanantenana Fanantenana, Saholy HaryNjana, Soa Faniry

01/09/2026

Address

Antananarivo

Telephone

+261348012697

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Touch by Maria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Touch by Maria:

Shortcuts

Share