K. Crochet

K. Crochet Art ( ( kolo.Crochet)

07/09/2026

✨😍❤️Hey hey hey les fans ✨❤️

✨❤️Simple fa mandona 🤣, sac mafatifaty kely, 😍✨sur commande ☺️




01/09/2026
25/08/2026

✨😊☺️Coucou ❤️

😉✨Eo @ sary ny hafatra ♥️✨



22/08/2026

❤️✨
Elaela zay ity modèle ity 😍.

Mitohy hatrany ny fandraisana commande ✨❤️



20/08/2026

✨😊♥️Pochette rouge ✨

Fantatrao ve oe inona ny dikan'ny couleur rouge na oe loko menamena ✨😊Ndao oe jerena

♥️Couleur rouge dia midika hoe :

❤️ L’amour et la passion : maneho fitiavana lalina sy ny maha ianao anao 💪

🔥 L’énergie et la force : maneho olona matanjaka, mahatoky tena, Sahy 💪

🌹 La beauté et la féminité : manome endrika manintona sy kanto 🌸

✨L'assurance et l'élégance : tsy mataotra isongadina sy maneo ny maha izy azy ☺️😎

Mety mbola Maro ihany koa no ainao fa zay aloha no afaka nozaraina eee 😉😊♥️




12/08/2026

Wow 😍😍
quel élégance 😍✨😉, manja kely ry reto a,,,,,,
* modèle unique izy ity tantarako kely anareo ny tantarany 👉👈😍,

_ Sac cuir marque fata daza tsy ho lazaiko eto ny anarany fa oe ho avadika rafia 😊😪 sarotra kely tamiko ihany fa "ce qui risque gaine, ze tsy mirisika Ouain" 😉🤣

De otrzao ny fivokany 😍😊

Sur commande ary eee ❤️Miandry anareo ooo




11/08/2026

❤️☺️😍✨🏝️ Manimanitra vaccance kely e ❤️

Sur commande hatrany 😉



05/08/2026

Salama oooo 😊😁❤️amin'ny fitsikitsikina be ndray no iarabana atsika rehetra oooooo, ❤️Ndao mba hiresaka mahakasika ny karazana anarana point amin'ny crochet Tsika 😊, # ireto ilay point tena fampiasa matetika

1 _ La maille en l'air (ml)

2_ La maille coulée (mc)

3 _ La maille serrée (ms)

4 _ La demi-bride (dB)

5_ La bride (B)

6_ La double bride (DB)

7 _ Le point V

8 _ Le point filet

9 _ le point de riz

10 _ point d'ananas

❤️😊Reo no fanoratra azy ❤️😊toroay kely hoatsika ooo



24/07/2026

❤️Vendredi 💕 😊✨

"Fait de tes rêves une réalité"

Ito ilay modèle sac be pitia kely tamizany 😊 Averiko eto fa coup de cœurako izy ty ✨😉
Tongava micommde aingana 😊✨




Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K. Crochet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share