Vïah Shop

Vïah Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vïah Shop, Home decor, Ivandry, Antananarivo.

❤️ Red Velvet Vïa Shop ❤️Moelleux, fondant ary matsiro be 😋🍓25.000 Ar ihany!📩 Commande en MP 💕
13/09/2026

❤️ Red Velvet Vïa Shop ❤️
Moelleux, fondant ary matsiro be 😋🍓
25.000 Ar ihany!
📩 Commande en MP 💕

👜✨ Sac chic sy tendance, disponible izao!Tsara tarehy, pratique ary mora ampifanarahana amin’ny tenue rehetra 😍📩 MP raha...
10/09/2026

👜✨ Sac chic sy tendance, disponible izao!
Tsara tarehy, pratique ary mora ampifanarahana amin’ny tenue rehetra 😍
📩 MP raha liana

✨🍰 VENTE FLASH – LUNDI 14 SEPTEMBRE 🍰✨Une petite envie de douceur ? 😍❤️Nos délicieux gâteaux sont prêts à faire fondre v...
08/09/2026

✨🍰 VENTE FLASH – LUNDI 14 SEPTEMBRE 🍰✨
Une petite envie de douceur ? 😍❤️
Nos délicieux gâteaux sont prêts à faire fondre vos papilles ! 🤤🎂
❤️ RED VELVET à la crème cheese — 25.000 Ar
🍫 REDCHOCO à la crème cheese — 23.000 Ar
👨‍👩‍👧 Idéal pour environ 3 personnes ✨
⚠️ Places et quantités limitées !
📩 Passez vite votre commande en message privé.
🎂❤️ Parce qu'un bon gâteau, c'est encore meilleur quand il est préparé avec amour

😊mbola mitohy hatrany foana ny fandraisana ny commande ntsika🥰🥰aza manahy fa omenay fahafaham-po hatrany ianareo mpanjif...
02/09/2026

😊mbola mitohy hatrany foana ny fandraisana ny commande ntsika🥰🥰
aza manahy fa omenay fahafaham-po hatrany ianareo mpanjifa...ho avy tsy ho ela ny vente flash ka aza miala fa harao hatrany ny pejy Vïah Shop ❤️

Prix mirary hatrany👌👌🥰🥰
Redvelvet matsiro😋😋 sady mampite ihinana foana😄😁😁
midira Mp na antsoy ny laharana 📞038 39 743 10

🍰❤️ RED VELVET – Vïa Shop ❤️🍰Mamy, malefaka ary tena mahafinaritra 😋❤️🎂 Red Velvet vita amin'ny akora tsara kalitao.✨ Me...
30/08/2026

🍰❤️ RED VELVET – Vïa Shop ❤️🍰
Mamy, malefaka ary tena mahafinaritra 😋❤️
🎂 Red Velvet vita amin'ny akora tsara kalitao.
✨ Mety amin'ny anniversaire, fety na koa rehefa te hanaram-po fotsiny 😍
📩 Mandray commande foana izahay!
❤️ Vïa Shop ❤️

🎒💗 SAC À DOS POUR PETITE FILLE 💗🎒✨ Mignon, coloré et pratique pour accompagner les petites princesses à l’école ou en so...
17/08/2026

🎒💗 SAC À DOS POUR PETITE FILLE 💗🎒
✨ Mignon, coloré et pratique pour accompagner les petites princesses à l’école ou en sortie 🥰
🎀 Plusieurs modèles disponibles
💰 Prix : 25.000 Ar seulement
📩 Commande en MP
🔥 Faites vite, stock limité ! ❤️

kitapon'ankizy tsara tarehy😊mety amin'ny ankizh vavy 🥰mp raha mahailana anao👌
21/07/2026

kitapon'ankizy tsara tarehy😊
mety amin'ny ankizh vavy 🥰
mp raha mahailana anao👌

✨ Vaovao ato aminay! ✨Tsy kitapo sy akanjo ihany no hitanao eto, fa mivarotra parfum ihany koa izahay. 🌸💖Parfum Smart Co...
14/07/2026

✨ Vaovao ato aminay! ✨
Tsy kitapo sy akanjo ihany no hitanao eto, fa mivarotra parfum ihany koa izahay. 🌸💖
Parfum Smart Collection 🌷 ✨ Hanitra maharitra ✨ Mety amin'ny fampiasana andavanandro na amin'ny fotoana manokana 💰 Vidiny: 10.000 Ar
📩 Mandefasa hafatra privé raha hanafatra. 🚚 Livraison misy.

🎂 Tsotra, nefa kanto! 🤍Manao commande gâteau ho an'ny anniversaire, baptême, fiançailles, mariage ary évènement rehetra ...
13/07/2026

🎂 Tsotra, nefa kanto! 🤍
Manao commande gâteau ho an'ny anniversaire, baptême, fiançailles, mariage ary évènement rehetra izahay. Décoration vita amin'ny douille araka izay tianao.
✨ Vao vita no amboarina
💝 Tsiro sy hatsarana mifanaraka
📩 Raisina foana ny commande. Alefaso fotsiny ny modely tianao dia tanterahinay

Address

Ivandry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vïah Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category