27/08/2026
Tsy mila mikosoka intsony ianao, mora hahosotra, tsy mifindra amin'ny tongotra, tsy misy fofona, maharitra ary azo sasana Tsara🌸
Efa misy éponges miaraka amin'ny Savoka Vernis, tonga dia manosotra sisa ianao 🤗
✨ Tombony manjifa ato aminay ve ?!✨
✔ KALITAO TENA TSARA ! 🏅
✔ Mora hahositra
✔ Mangirana tsara, ela vao miala
✔ Mateza , maharitra
✔ Vidiny tena mirary
Mety ho an'ny :
🔹Dallage ciment - Gorodona - Parquet - Fanaka
dispo : Rouge vif - Grenat - Marron
Misy loko hafa koa an fa sur commande 🥰
Savoka 1L + Vernis tapany = 32000ar
Savoka tapany + Vernis fefany = 20000ar
Savoka fefany + Vernis fefany = 12000ar
Savoka fefany + Vernis atsasakin'ny fefany = 10000Ar
Misy ho an'ireo maka +10L na mbola hivarotra 🎀
:
➡️ Rond point Volahanta, mianandrefena 100metatra manaraka ny lalana makany Anosipatrana iny. Trano mavo lehibe faharoa, misy soratra hoe: Electro Diesel Service, dia eo ampitany eo.(0348097475)
➡️ Ambohimangakely - Ambodivoara Trano-Fitaratra . Ampitan'ny garage Flamingo. (0333606343)
➡️ Manalalondo ( Vavahady Tsena ) 0330859133-0340680341
➡️ Antsirabe Tsarasaotra akaikin'ny prison 0386558721
➡️ Tranon-jiro Ankirihiry , akaikin'ny mpivarotra fanaka ( 0349469087- 0343660286)
manomboka amin'ny 3.000ar
Asa misalasala ianareo any amin'ny faritra fa mandefa any amin'ny faritra koa izahay
038 73 536 88