Shop Savoka Venris

Shop Savoka Venris Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop Savoka Venris, Home decor, Tana, Antananarivo.

29/09/2026

Hey ! ☺️

Iza aminareo mpanjifa ato no manana anniversaire anio🤗
Hanolotra pack savoka vernis (3 couleurs) ho anao izahay 🥰

08/09/2026

Tsy vitsy ianareo mpanaraka ato sy ireo nanjifa hoe inona tokoa ary ilay Savoka Vernis ?
Holazainay fohifohy ny
mahazava-dehibe ny Savoka Vernis ✨👌

Ato anatin'ity vidéo ity no ahitanao an'izany sy ny avant/après ✅
Bon visionnage ! 🥰

Ny livraison no tsy misy ny Alahady fa ny point de vente dia mivoha foana 🤗  - 0387353688  : TANA:🧺 rond point Pharmacie...
04/09/2026

Ny livraison no tsy misy ny Alahady fa ny point de vente dia mivoha foana 🤗
- 0387353688

:
TANA:
🧺 rond point Pharmacie Volahanta : Miditra 100M makany amin'ny lalana ho any Anosipatrana iny,trano mavo lehibe faharoa : Electro Diesel Service dia eo ampitany eo : 0348097475
🧺 Ambodivoara Trano-Fitaratra,ampitan'ny garage Flamingo :0333606343
🧺 Manalalondo - Vavahady Tsena : 0330859133-0340680341

TAMATAVE :
🧺 Tranon-jiro Ankirihiry, akaikin'ny mpivarotra fanaka: 0349469087- 0343660286

31/08/2026

Ho anareo te hanao revendeur,aza misalasala miditra hafatra miafina, misokatra ho anareo ny fiarahamiasa,👌

🚴💨 LIVRAISON HAINGANA SY AZO ANTOKA! 📦Tsy mila manahirana mivoaka intsony ianao! Ataovy fotsiny ny commande-nao, dia iza...
28/08/2026

🚴💨 LIVRAISON HAINGANA SY AZO ANTOKA! 📦

Tsy mila manahirana mivoaka intsony ianao! Ataovy fotsiny ny commande-nao, dia izahay no mikarakara ny fanaterana. 🚴📦

⚡ Haingana
📍 Tonga hatrany amin’izay toerana ifanarahana
🤝 Serivisy azo itokisana

🕗 Ora fiasana : Lundi – Samedi | 8h – 17h

Commandez dieny izao, dia aterinay aminao! 🚴💨

 Tsy mila mikosoka intsony ianao, mora hahosotra, tsy mifindra amin'ny tongotra, tsy misy fofona, maharitra ary azo sasa...
27/08/2026


Tsy mila mikosoka intsony ianao, mora hahosotra, tsy mifindra amin'ny tongotra, tsy misy fofona, maharitra ary azo sasana Tsara🌸
Efa misy éponges miaraka amin'ny Savoka Vernis, tonga dia manosotra sisa ianao 🤗

✨ Tombony manjifa ato aminay ve ?!✨
✔ KALITAO TENA TSARA ! 🏅
✔ Mora hahositra
✔ Mangirana tsara, ela vao miala
✔ Mateza , maharitra
✔ Vidiny tena mirary

Mety ho an'ny :
🔹Dallage ciment - Gorodona - Parquet - Fanaka

dispo : Rouge vif - Grenat - Marron
Misy loko hafa koa an fa sur commande 🥰


Savoka 1L + Vernis tapany = 32000ar
Savoka tapany + Vernis fefany = 20000ar
Savoka fefany + Vernis fefany = 12000ar
Savoka fefany + Vernis atsasakin'ny fefany = 10000Ar
Misy ho an'ireo maka +10L na mbola hivarotra 🎀


:
➡️ Rond point Volahanta, mianandrefena 100metatra manaraka ny lalana makany Anosipatrana iny. Trano mavo lehibe faharoa, misy soratra hoe: Electro Diesel Service, dia eo ampitany eo.(0348097475)
➡️ Ambohimangakely - Ambodivoara Trano-Fitaratra . Ampitan'ny garage Flamingo. (0333606343)
➡️ Manalalondo ( Vavahady Tsena ) 0330859133-0340680341
➡️ Antsirabe Tsarasaotra akaikin'ny prison 0386558721


➡️ Tranon-jiro Ankirihiry , akaikin'ny mpivarotra fanaka ( 0349469087- 0343660286)

manomboka amin'ny 3.000ar
Asa misalasala ianareo any amin'ny faritra fa mandefa any amin'ny faritra koa izahay

038 73 536 88

Address

Tana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00
Sunday 13:30 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Savoka Venris posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category