Savoka Vernis - Tana

Savoka Vernis - Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Savoka Vernis - Tana, Home decor, Tana, Antananarivo.

28/08/2026

Hey,🥰

Mena -grenat -marron ny couleur disponible ato aminay ho anao ilay mitady Loko ho an'ny gorodona-dallage-fanaka

 Tsy mila mikosoka intsony ianao, mora hahosotra, tsy mifindra amin'ny tongotra, tsy misy fofona, maharitra ary azo sasa...
27/08/2026


Tsy mila mikosoka intsony ianao, mora hahosotra, tsy mifindra amin'ny tongotra, tsy misy fofona, maharitra ary azo sasana Tsara🌸
Efa misy éponges miaraka amin'ny Savoka Vernis, tonga dia manosotra sisa ianao 🤗

✨ Tombony manjifa ato aminay ve ?!✨
✔ KALITAO TENA TSARA ! 🏅
✔ Mora hahositra
✔ Mangirana tsara, ela vao miala
✔ Mateza , maharitra
✔ Vidiny tena mirary

Mety ho an'ny :
🔹Dallage ciment - Gorodona - Parquet - Fanaka

dispo : Rouge vif - Grenat - Marron
Misy loko hafa koa an fa sur commande 🥰


Savoka 1L + Vernis tapany = 32000ar
Savoka tapany + Vernis fefany = 20000ar
Savoka fefany + Vernis fefany = 12000ar
Savoka fefany + Vernis atsasakin'ny fefany = 10000Ar
Misy ho an'ireo maka +10L na mbola hivarotra 🎀


:
➡️ Rond point Volahanta, mianandrefena 100metatra manaraka ny lalana makany Anosipatrana iny. Trano mavo lehibe faharoa, misy soratra hoe: Electro Diesel Service, dia eo ampitany eo.(0348097475)
➡️ Ambohimangakely - Ambodivoara Trano-Fitaratra . Ampitan'ny garage Flamingo. (0333606343)
➡️ Manalalondo ( Vavahady Tsena ) 0330859133-0340680341

➡️ Tranon-jiro Ankirihiry , akaikin'ny mpivarotra fanaka ( 0349469087- 0343660286)

manomboka amin'ny 3.000ar
Asa misalasala ianareo any amin'ny faritra fa mandefa any amin'ny faritra koa izahay

038 73 536 88

Address

Tana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00
Sunday 13:30 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savoka Vernis - Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category