11/05/2026
Hello peopleee 🤗
❌❌ Urgent kely ❌❌
Tsy manana compte sy pejy afa_tsy ity YRA, ity ihany no page fivarotanay sy fanaovana commande, ankoatran'ny revendeur anay : Zoma Market sy Mora Market ihany, izay anaty Site_n'izy ireo 🤗
Sao ianareo voafitafaka any amin'ny compte hafa mangataka acompte aminareo any 🥰
⛔DROIT D'IMAGE⛔
❌❌Ny Logo sy ny sary rehetra ato amin’ny pejy-nay sy mikasikan' ny YRA dia voaharon’ny zon’ny mpamorona avokoa. Noho izany ny fampiasana ny logo sy ny sary tsy nahazoana alàlana avy aminay dia mahavoasazy ❌❌
Mirary soa hoantsika rehetra 🤍🤍