11/08/2026
salama daholo🤗🙋
Maro be isika no manontany ao amin'ny mp hoe "pratique " ve ilay berceau ?"
Ho valiko amin'ity publication ity ny fanontanina manitikitika anareo 🤗
OUI TENA PRATIQUE BE NY BERCEAU fa tsy ny berceau rehetra fa ny Berceaux CODODO😍🤗
AVANTAGE NY BERCEAU CODODO
1- Amin'ny maha CODODO azy dia afaka mikatona sy mivoha ilay varavarana
2- Afaka mitohaka tsara amin'ny fandrinan'i papa sy maman 😍 ( tsy we manana berceau akory izy de hatokana chambre 😭 nefa izy tena mbola kely💗)
3- Rehefa mahasaraka ny zaza dia afaka atao any amin chambre ny berceau , tsy atahorana we hianjera rery izy satria misy ilay varavarana afaka mihidy sy misokatra ( CODODO)
4 - Tsy misy hoe lasa fitoerana lamba ny berceaux rehefa lehibe izy
Satria afaka atao canapé kely ho azy ihany ny berceau CODODO ato Fanak'Hay 😘😍
CODODO
Mirary soa daholo🤗😍😘