09/09/2026
NOTE FRAIS DE LIVRAISON ❗❗🛵 AZAVAIKO KELY MBA AMPAZAVA AZY TSARA
🎖Frais de livraison tompoko karaman'ny LIVREUR
🎖Arakaraka ny TRAJET & ny EMBOUTEILLAGE any LIEU DE LIVRAISON antsika no VIDIN'ILAY FRAIS ✋
🎖Fotoana no tena enjehina ACHAT EN LIGNE, Tsy tokony hisy hinainaina be io ... Ataovy fotsiny oe hakeny Behoririka enao, ny embouteillage, hafanana, mbola hiodinkodina mety tsy ahita inona akory ary plus mety mbola ho lafo 🥺 DONC, tsy tokony hiadiana varotra mihitsy ilay FRAIS DE LIVRAISON
🎖Rah COLIS indray : 4000Ar FRAIS DE LIVRAISON karaman'ny LIVREUR manatitra azy eny 🚍
❎TSY MIADY VAROTRA FRAIS MIHITSY ZAHAY SATRIA TSAPANAY MAHAZO NY LIVREUR TOMPOKO❎
🏷Mino aho fa mazava ilay frais de livraison eto 🥰
❤❤MANKASITRAKA INDRINDRA❤❤