By Grace.mdg

By Grace.mdg Mivarotra akanjo frip sy vaovao tsara kalitao izahay, Eto ianao no ahita fitafiana manja ,manaraka toetr'andro ary mifanaraka @ budget an'ny tsiriray .

Tsotra nefa miavaka ❤ tongava mitsidika 😊

Mbola tsy heure fatoriana kosa ngambany zao aJp telmaJp airtelJp orangealefa aaa , izay tonga aloha iany
19/12/2025

Mbola tsy heure fatoriana kosa ngambany zao a

Jp telma
Jp airtel
Jp orange

alefa aaa , izay tonga aloha iany

17/12/2025

Big shout out to my newest top fans! Sambatra Ny Aina, Fa Niry, Fahendrena Finoana, Nirilanto Rkt, Delina Rasolofoarihery

TOP Fan 🙏

17/12/2025

Ao daholo ve? Ça va?
Mikenikenina cadeau mamy be hoanareo indray zahay, tena tinareo ilay izy 🎀🎀
Alefaso aloh ny coeur ♥️

15/12/2025

F manino aky ts valinareo l post-ko ao 😭 tsy tinareo anga l poketra fa manomboka 2000Ar anie aki wa e😱😱

O leretsy ah misy olona tena mahery vintana 😂😂Arhabaina Delina Rasolofoarihery Mp avy hatrany retsy aIzy indray aloh ny ...
15/12/2025

O leretsy ah misy olona tena mahery vintana 😂😂
Arhabaina Delina Rasolofoarihery Mp avy hatrany retsy a
Izy indray aloh ny mpandresy zany 🥳
Aza rerak micoms sy partage zalahy fa mapiakatra vintanareo an 🤩
ndray lo mahazo credit telma aingana

15/12/2025

Te hizara poketra ah zany 😅 otrinona no prix zakanareo, ataoko solde ilay misy defaut kely .potsitra tanaty carton akia 😩

15/12/2025

Coucou famille kelin'i By Grace , ataoko anio aki ny tirage fa nisy contre temps kely zahay tinay be nareo 🥰🥰🥰

11/12/2025

Merci Vonjy, tena marina avokoa ny voalazanao , enganie handray fepetra ny tompon'andraikitra 🙏

Andray aki , mentioneo eto koa ilay namanao tia manao escarpin mihaja be iny mba miara micomande nareo roa  👠👌🏻Escarpins...
11/12/2025

Andray aki , mentioneo eto koa ilay namanao tia manao escarpin mihaja be iny mba miara micomande nareo roa 👠
👌🏻Escarpins talons carré 👌🏻Stylée tendance
👌🏻Master qualité
👌🏻Longueur 8cm
👌🏻Pointure 37.39

10/12/2025

Tandremo tsara ry reto ny ankizykely eny andalana refa maka bus. tena maha ontsa ilay video accident teo 😭

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Grace.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category