22/02/2025
Salama daholy ooo😊
Misy sary vitsivitsy reto vokatry ny asatananay 💟
Amin'ny vidiny mora nefa tsara😉😁
Mandray commande ihany koa ann
Aza misalasala ary mandefa Mp na miantso mivantana ny laharana
033 17 374 21