Chez Mbolatiana

Chez Mbolatiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Mbolatiana, Home decor, Antananarivo.

👋👋SALAMA DAHOLO E !!!‼️‼️ Tonga Ilay nandrasantsika an🤗💥Aza avela ho diso anjara ny Zaza antsika na ianao manomana cadea...
09/05/2026

👋👋SALAMA DAHOLO E !!!
‼️‼️ Tonga Ilay nandrasantsika an🤗

💥Aza avela ho diso anjara ny Zaza antsika na ianao manomana cadeau :

👉Ensemble 8 pièces amin'ny vidiny mirary, misy couleur azo isafidianana tsara
👉 Ensemble 5 pièces mafana tsara ery
👉 Brassière 3 pièces 100% coton
👉 Ny PACK amin'ny vidiny tsy MAMPINO😍
👉 Misy accessoires ho an'ny zazakely maro samihafa ihany koa

💗🫶Disponibles 0 à 3Mois même à 6 mois Aza tara fa efa betsaka nahazo! Stock très limité an!!
➡️Mandefa prix de gros iany koa ho an'izay maka PLUS DE 3 amin'ny article 1 😊

📞 Contact rapide : 0320588787
🛵 Livraison disponible Tana & Province 🚚💨

💝CHEZ MBOLATIANA 💝
❤️ PETIT PRIX, GRANDES ENVIES ♥️

Maro amitsika no Manontany amin'ny fisafidianana habean'ny ankanjon'ankizy... Indro Ary misy guides afaka hanampy antsik...
20/04/2026

Maro amitsika no Manontany amin'ny fisafidianana habean'ny ankanjon'ankizy... Indro Ary misy guides afaka hanampy antsika amin'ny fividianana izany... Marorotaiza ô🤗👋

Aiza daholo ny maman isany... mafana tsara n'y zazà mahazo an'ity ♥️Pelisse arrivage tsara bé♥️ ity...👉 Matevina tsara a...
20/04/2026

Aiza daholo ny maman isany... mafana tsara n'y zazà mahazo an'ity ♥️Pelisse arrivage tsara bé♥️ ity...
👉 Matevina tsara amin'izao andro efa manomboka mangatsika Zao... Sady malefaka erÿ...

👉35.000 Ar... Mandefa prix de gros iany kou... Stock très limité an...
📞0320588787

👋📢📣Salama daholo e!!!📣📢📣📢 ARRIVAGE !! ARRIVAGE EEE📢📣Aza miala lavitra fa ho avy tsy hoe ela ny arrivage manaraka mamikek...
09/04/2026

👋📢📣Salama daholo e!!!📣📢
📣📢 ARRIVAGE !! ARRIVAGE EEE📢📣

Aza miala lavitra fa ho avy tsy hoe ela ny arrivage manaraka mamikeky 🥰♥️ ho an'ireo Zaza antsika an!!

⛔Aza adino fa misy iany koa ireo astuces ho zaraina amitsika amin'ny fikarakarana ny zazakely sy ny tontolony!!

Sombony ho itantsika amin'ny izany ireto:

🩵Bodies (cache-cœurs ou bodysuits)
🩵Pyjamas (dors-bien / grenouillères)
🩵Brassières ou gilets
🩵Pantalons ou leggings
🩵Ensembles (haut + bas)
🩵Chaussettes ou chaussons
🩵Bonnets
🩵Moufles
🩵Sy ireo accesoires ilaina amin'ny fikarakarana zazakely rehetra

Aza milasalasa fa ny tsara indrindra hatrany no atolotra anareo amin'ny vidiny tena 💥PROMO BE💥...
📞0320588787

Chez Mbolatiana :💝💙 PETITS PRIX ! GRANDES ENVIES 💙💝

De nouveaux trésors pour votre bébé viennent d’arriver chez Chez Mbolatiana !
07/04/2026

De nouveaux trésors pour votre bébé viennent d’arriver chez Chez Mbolatiana !

Chez Mbolatiana dia mirary FETY SAMBATRA ho antsika rehetra🎄🎄🎀🎀🎁🎁🎉🎉
25/12/2025

Chez Mbolatiana dia mirary FETY SAMBATRA ho antsika rehetra🎄🎄🎀🎀🎁🎁🎉🎉

  tena tsara qualité !Livraison partout à Madagascar Mandefa any am faritra ihany koaTel: 0320588787WhatsApp : 032058878...
03/10/2025

tena tsara qualité !
Livraison partout à Madagascar
Mandefa any am faritra ihany koa
Tel: 0320588787
WhatsApp : 0320588787

‼️ ARRIVAGE TENA TOP‼️‼️AZA TARA FA STOCK TRÈS LIMITÉ AN‼️        ‼️‼️‼️AZO ANTOKA 100%‼️‼️‼️    ♦️ ♦️PETITS PRIX, GRAND...
17/09/2025

‼️ ARRIVAGE TENA TOP‼️
‼️AZA TARA FA STOCK TRÈS LIMITÉ AN‼️
‼️‼️‼️AZO ANTOKA 100%‼️‼️‼️

♦️ ♦️PETITS PRIX, GRANDE ENVIE ♦️♦️

📢📢, Araraoty hatrany fa efa natao promotion!
koa ireto ny tolotra omenay anareo🥰
✅sac de voyage: en😍toile, 😍cuir, imperméable, 😍en tissus JACQUARD, en simili cuir, en TISSUS OXFORD QUALITÉ TENA TSARA👍🥰 (VAOVAO FA TSY FRIPERIE AN)
Ny prix efa ao anaty sary tsirairay😍
Koa Mp ary raha liana ianao, MANDEFA PRIX DE GROS iany koa EN BALLES na tonga de miantso ny laharana :0320588787
Manao livraison 🛵 eto Antananarivo sy mandefa colis any @ faritra🚛
ARARAOTY ARY E!!!🔊🔊🔊

🌴🌴VIVE LES VACANCES 🌴🌴

Efa Tonga iany koa ny    ho an'ilay mitady an😍😍😍Qualité premium😍🥰Marque:  MISY GM MM ARY PMMP avy hatrany Ary e! Stock t...
05/09/2025

Efa Tonga iany koa ny
ho an'ilay mitady an😍😍😍
Qualité premium😍🥰
Marque:
MISY GM MM ARY PM
MP avy hatrany Ary e! Stock très limité
Livraison partout à Madagascar

‼️.      MITOHY HATRANY NY TOLOTRA PROMOTION DE VACANCES KA ARARAOTY‼️           ‼️ ARRIVAGE TENA TOP‼️‼️AZA TARA FA STO...
24/08/2025

‼️. MITOHY HATRANY NY TOLOTRA PROMOTION DE VACANCES KA ARARAOTY‼️
‼️ ARRIVAGE TENA TOP‼️
‼️AZA TARA FA STOCK TRÈS LIMITÉ AN‼️
‼️‼️‼️AZO ANTOKA 100%‼️‼️‼️

♦️ ♦️PETITS PRIX, GRANDE ENVIE ♦️♦️

📢📢, Araraoty hatrany zareo fa MITOHY ny
🌞🌴 PROMOTION DE VACANCES 🌴🌞 ankatokin'ny fialantsasatra izao, koa ireto ny tolotra omenay anareo🥰
✅sac de voyage: en😍toile, 😍cuir, imperméable, 😍en tissus JACQUARD, en simili cuir, en TISSUS OXFORD QUALITÉ TENA TSARA👍🥰 (VAOVAO FA TSY FRIPERIE AN)
Ny prix efa ao anaty sary tsirairay😍
Koa Mp ary raha liana ianao, MANDEFA PRIX DE GROS iany koa EN BALLES na tonga de miantso ny laharana :0320588787
Manao livraison 🛵 eto Antananarivo sy mandefa colis any @ faritra🚛
ARARAOTY ARY E!!!🔊🔊🔊

🌴🌴VIVE LES VACANCES 🌴🌴

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Mbolatiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category