BENAH Fabrication de meubles en mélamine sur mesure, décoration et Homestaging.

Brut, stylé, solide : assemblage de mélamine, de métal et de beaucoup de charmes 😊.Venez découvrir notre nouvelle créati...
06/05/2025

Brut, stylé, solide : assemblage de mélamine, de métal et de beaucoup de charmes 😊.
Venez découvrir notre nouvelle création ! ✨

📍Mila birao ve ianao ?📍Nefa tsy misy toerana asíana azy ankoatran'ny ao amin'ilay salon kely ?🔑Azo atambatra tsara ireo,...
02/05/2025

📍Mila birao ve ianao ?
📍Nefa tsy misy toerana asíana azy ankoatran'ny ao amin'ilay salon kely ?

🔑Azo atambatra tsara ireo, nefa koa sady omena endrika mahafatifaty !

👉 Ato amin’i BENAH, manampy anao izahay hanatanteraka izay ilainao !

📍Besoin d'un coin bureau dans votre salon ?📍Un petit espace à aménager ?🔑Le combo bureau-table-télé est votre solution !...
29/04/2025

📍Besoin d'un coin bureau dans votre salon ?
📍Un petit espace à aménager ?

🔑Le combo bureau-table-télé est votre solution !

Chez Benah, nous le réalisons sur-mesure pour vous !

́lamine ́corationintérieure ́novationmaison

RETOUR kely avy amin'izay efa nanjifa...AFAPO hono izy 🤗👉 Ary ianao ? 😉   ́lamine  ́corationintérieure
29/04/2025

RETOUR kely avy amin'izay efa nanjifa...
AFAPO hono izy 🤗

👉 Ary ianao ? 😉

́lamine ́corationintérieure

Premier aperçu - Étagère de coin - Bureau pour enfant À vos commandes ! 😉    ́lamine  ́corationintérieure
28/04/2025

Premier aperçu

- Étagère de coin
- Bureau pour enfant

À vos commandes ! 😉

́lamine ́corationintérieure

Tongasoa eto amin'ny pejy !BENAH dia matihanina amin'ny :✅FANAMBOARANA FANAKA vita amin'ny MÉLAMINE✅FANAVAOZANA sy FAMPI...
28/04/2025

Tongasoa eto amin'ny pejy !

BENAH dia matihanina amin'ny :

✅FANAMBOARANA FANAKA vita amin'ny MÉLAMINE
✅FANAVAOZANA sy FAMPIHAINGONA trano.

Tontolo iray natokana hampifangaroana HATSARÀNA sy FAHAIZA-MANAO.

👉Na te hanamboatra trano ianao
👉Hanatanteraka hevitrao manokana
👉Hanavao fanaka
👉Hanatsara endrika ny ao an'efitrano, birao, lakozia, fianarana, fivarotana, sns.

Vonona hanampy anao izahay amin'ny fanatanterahana izany.

Misaotra anao mitsidika !
Araho tsy tapaka ny pejy ahitanao ireo zava-baovao, ny asa vitanay ary handraisanao toro-hevitra ihany koa.

Mandra-pihaona ! 😊

Address

CAI
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BENAH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category