Mi-Group Service Traiteur

Mi-Group Service Traiteur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Group Service Traiteur, Kitchen/Cooking, Antananarivo.

🌸Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯C'est le goût qui fait la différence💯

sous la direction de👨‍🍳Chef Mi, diplômé de l'INTH , avec +10 ans d'expérience, ayant déjà travaillé dans un établissement 5 Étoiles 🌟 🌟 🌟 🌟 🌟

🍽️Service Traiteur🍱

Efa afa-bizana daholo ve ilay nijery AMBONDRONA 😅Eto izahay dia mamerina ny fiarahabana ny tarika sy fisaorana anareo ih...
29/09/2026

Efa afa-bizana daholo ve ilay nijery AMBONDRONA 😅
Eto izahay dia mamerina ny fiarahabana ny tarika sy fisaorana anareo ihany koa amin'ny fitokisana nandritra ny taona maro 🙏🥰

'zah moa zany taraiky tany amin'ny coulisse tany nefa saika hanolotra hira ray ho anareo 😜

Mandray fiaraha-miasa rehetra izahay, koa aza misalasala miantso 034 51 308 72
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯

Efa vonona daholo ve isika mpankafy AMBONDRONA 🥳Rahampitso ny fotoana, Antsonjombe 25e anniversaire 🎂'ndao hiaraka ifaly...
26/09/2026

Efa vonona daholo ve isika mpankafy AMBONDRONA 🥳
Rahampitso ny fotoana, Antsonjombe 25e anniversaire 🎂
'ndao hiaraka ifaly, ihira, andihy
'zahay koa vonona hatrany amin'ny fikarakarana 🥰
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
Na ry zalah aza kopy 👉 C'est le goût qui fait la différence 💯

Boulettes de poulet nampiarahana tamin'ny haricots verts 🤤 kay bon appétit be 😍Misaotra foana amin'ny retour, fa dia ten...
15/09/2026

Boulettes de poulet nampiarahana tamin'ny haricots verts 🤤 kay bon appétit be 😍
Misaotra foana amin'ny retour, fa dia tena ahitana karazana recettes 🥰
Alefaso ny commande MP 📩 na 034 51 308 72
Ny prix tsy miova,
20 boulettes chinoises :
Viande : 10.000 Ar
Poulet : 12.000 Ar
Poisson : 12.0000 Ar

Cocktails : 1.200 ar/pièces (30 pièces minimum isakin'ny karazany)
Snacks : 700 ar (30 pièces minimum isakin'ny karazany)

🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯

Anisan'ny mandrisika anay amin'ity asa ity, dia ny mahita anareo mpanjifa miverina manao commande hatrany hatrany, izany...
14/09/2026

Anisan'ny mandrisika anay amin'ity asa ity, dia ny mahita anareo mpanjifa miverina manao commande hatrany hatrany, izany no atao hoe fidélisation ❤️
Manome toky foana izahay fa hitazona ny kalitao sy ny tsirony izay nahababo anareo, ka na afaka 10 taona aza, dia tsy hiova izahay 🥰
Misaotra amin'ny fahatokisana e
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72
Mirary herinandro finaritra indray ary 😊

Efa tafiditra daholo ve ny mpianatra o🔔Mety mbola misy ankizy tsy ampy fitaovana ve any ? Alefaso eo amin'ny commentaire...
09/09/2026

Efa tafiditra daholo ve ny mpianatra o🔔
Mety mbola misy ankizy tsy ampy fitaovana ve any ? Alefaso eo amin'ny commentaire ary.
Hiezaka izahay hanome izay tratranay, aoka mba ilay olona tena sahirana amin'izany no anao commentaire tompoko 🙏

Mitohy hatrany ny fandraisana commande
20 boulettes chinoises :
Viande : 10.000 Ar
Poulet : 12.000 Ar
Poisson : 12.000 Ar

Ny cocktails : 1.200 ar/pièce (30 pièces minimum)
Snacks : 700 ar/pièce (30 pièces minimum)

🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72

inona ny laokanareo androany ☺️Izy mivady nisafidy boulettes de poulet endasina, nampiarahana tamin'ny petit pois sy cru...
02/09/2026

inona ny laokanareo androany ☺️
Izy mivady nisafidy boulettes de poulet endasina, nampiarahana tamin'ny petit pois sy crudités 🤤
Bon appétit 😘
Mandray commande Mp 📩 na 034 51 308 72
20 Boulettes chinoises :
Viande : 10.000 Ar
Poulet : 12.000 Ar
Poisson : 12.000 Ar
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 c'est le goût qui fait la différence 💯

https://www.facebook.com/share/1JbNXSTPu1/Ho antsika mitady idée cadeau, mikarakara fiançailles, mariage, ireto misy acc...
02/09/2026

https://www.facebook.com/share/1JbNXSTPu1/
Ho antsika mitady idée cadeau, mikarakara fiançailles, mariage, ireto misy accessoires manjakely vita amin'ny perles 😍
Manao sac à main, miroir, porte bijoux.
Aza misalasala manjifa na manao commande fa tena tsara kalitao💯😍
Efa io ambony io ny lien an'zareo 😉

29/08/2026

⚠️ Rivo-mahery ⚠️
Manao ahoana ny any aminareo zao ?

🥰 Faly fona zahay mahazo retour avy aminareo 🥰Merci beaucoup 😘 Alefaso ny commande 034 51 308 72 na MP 📩 20 boulettes : ...
26/08/2026

🥰 Faly fona zahay mahazo retour avy aminareo 🥰
Merci beaucoup 😘
Alefaso ny commande 034 51 308 72 na MP 📩
20 boulettes :
viande : 10.000 Ar
poulet : 12.000 Ar
poisson : 12.000 Ar
Livraison tous les jours, à partir de 3.000 Ar en centre ville
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯

Nahazo retour tsara  ndray ny boulettes au poulet antsika 😊Alefaso ny commande ry zareo fa tena matsiro ne hoy aho ee 🤤😍...
25/08/2026

Nahazo retour tsara ndray ny boulettes au poulet antsika 😊
Alefaso ny commande ry zareo fa tena matsiro ne hoy aho ee 🤤😍
034 51 308 72 na MP 📩
20 boulettes :
viande : 10.000 Ar
poulet : 12.000 Ar
poisson : 12.0000 Ar
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Group Service Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share