Sera Maro loko By Rotsy

Sera Maro loko By Rotsy 🌸 Entana tsara kalitao 🌸 Mendrika anao 🌸

27/08/2026

Salama arivariva oooo
Efa mafana ny androo an 😊
Afaka mamatsy
- esquimaux tohan'aina
- jus naturel
- yaourt à boire

Afaka miditra mp zay lina an

24/01/2026

Coucou harivahariva oooooo😊
Mpivarotra ve ianao sa mety hoe misy événement karakaraina ?????
Manao jus sy yaourt pipette ary esquimaux sy glace (tohan'aina) izahay mandefa gros sy détails

Afaka mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany

livraison izahay 3.000 ar

🎊Mirary taona zina ho antsika rehetra 🎉
04/01/2026

🎊Mirary taona zina ho antsika rehetra 🎉

Address

67 Ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Maro loko By Rotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category