Myh Varotra

Myh Varotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Myh Varotra, Mahazoarivo na Anosizato na Andranomena, Antananarivo.

12/08/2026

Honda XL 125L
Sortie Madauto, efa niasa fa mbola tena tsara, Papier complet misoratra amin’izay aka azy, Carte rose miaraka amin’ny modèle numéro 1.

Vonjeo malaky, izay tonga mijery mivantana ihany no omeko azy, 10###km au tableau

Tel:0347440068
Toerana: Tana andranomena rehefa andavan’andro, Anosizato na Mahazoarivo rehefa week-end

Sondage kely eh😉Iza no be mpitia indrindra, lazao ao anaty commentaire le numéro tinao amreo mba jerena😉Aza adino mi-sui...
06/08/2026

Sondage kely eh😉
Iza no be mpitia indrindra, lazao ao anaty commentaire le numéro tinao amreo mba jerena😉

Aza adino mi-suivre ny page

Anareo indray ny micro ary🎤 Samia milaza izay antony hitiavanao marque na moto iray. Resaka pièce ve?Vidiny ve?Fahatezan...
05/08/2026

Anareo indray ny micro ary🎤

Samia milaza izay antony hitiavanao marque na moto iray.
Resaka pièce ve?
Vidiny ve?
Fahatezany?
Bikany?
Sns…

Mba ahafahan’ny hafa mandinika ko eh😀
Alefaso ary.
Abonnez-o ny page fa misy moto tsara be omaninay ho anareo

HONDA XR 150L Sortie Madauto, efa carte grise🤩Mbola zara raha niasa izy, kilométrage réel 8###km évolutif.Toerana ahitan...
29/07/2026

HONDA XR 150L
Sortie Madauto, efa carte grise🤩
Mbola zara raha niasa izy, kilométrage réel 8###km évolutif.

Toerana ahitana azy: Anosizato eo amin’ny shell, dia misy pavé miakatra eo, miantso mialoha rehefa hijery azy fa ndraindray occupé miasa.

Contact: 0347440068 na 0341612320

22/07/2026

Efa lasan’ny tompony ity ex mafatifaty ity fa mba akana tsirony kely🥰😎, arao ny page fa mbola misy tsara kokoa any ho alefatsika eto indray.

Iza no mety aminao eh?Tonga de alaivo izay mety eh😉Atsoy 0347440068
20/07/2026

Iza no mety aminao eh?
Tonga de alaivo izay mety eh😉
Atsoy 0347440068

Amidy Yamaha YBR 125 🏍️Sortie CFAO, mbola WWTDemi-cross mahazaka dona tsara ity, mafy sady matanjaka. 125cc, mora tezain...
13/07/2026

Amidy Yamaha YBR 125 🏍️
Sortie CFAO, mbola WWT

Demi-cross mahazaka dona tsara ity, mafy sady matanjaka.
125cc, mora tezaina.
Moteur mbola tsy nisokatra.
Devoir:Claxon sy cable kilométrique

Mbola afaka idirana ny prix hoan’izay mbola hivarotra, Mp ary
Contact: 0347440068
Toerana: Tana Anosizato rehefa week-end, andranomena rehefa andavan’andro

Amidy, Honda XL 125 sortie madauto 🏍️Mitovy amin’ny vaovaoTsy misy devoir, papier complet(Carte rose, modèle numéro 1, a...
11/07/2026

Amidy, Honda XL 125 sortie madauto 🏍️
Mitovy amin’ny vaovao

Tsy misy devoir, papier complet(Carte rose, modèle numéro 1, acte de vente be)
9###km evolutif au tableau

Prix tsy mora, jereo ny ambaran’ny sary😉
Contact 0347440068
Toerana: Tana anosizato, misy pave miakatra de aty

Yamaha XTZ 125 manitra be🤩Bonne occasion, mitovy amin’ny vaovao.Papier misoratra amin’izay haka azy(facture, carte rose,...
04/07/2026

Yamaha XTZ 125 manitra be🤩

Bonne occasion, mitovy amin’ny vaovao.
Papier misoratra amin’izay haka azy(facture, carte rose, modèle numero 1)
Jereo ny sary😉.
Moteur mbola tsy nisokatra, tsy mbola niasa teto Tana
Toerana: Tana Mahazoarivo, na Anosizato izay akaiky anao

Atsoy:0347440068

VENDU☑️Honda Tuff Taxi 125cc 🛵Efa CARTE GRISE Sortie MadautoMbola tanora kely 7###km évolutif au tableau.Tsy misy devoir...
19/06/2026

VENDU☑️
Honda Tuff Taxi 125cc 🛵
Efa CARTE GRISE
Sortie Madauto
Mbola tanora kely 7###km évolutif au tableau.
Tsy misy devoir.

Toerana: Tana Anosizato

Address

Mahazoarivo Na Anosizato Na Andranomena
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Myh Varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share