Tuto Cuisine

Tuto Cuisine 💥 Le meilleur pour la faim 💥

💗Manana boky ihany koa isika ho anareo te hanjifa💗

❌❌ UNIQUE PAGE❌❌

Afaka ataonareo voankazo ihany koa fa Ronono no maro nangataka dia izay no alefako alohaAza adino fa Mbola misy hatrany ...
24/09/2026

Afaka ataonareo voankazo ihany koa fa Ronono no maro nangataka dia izay no alefako aloha

Aza adino fa Mbola misy hatrany ny boky tome 1,2,3 ary 4. Misy ihany koa ny KILALAO azahoanao ireo boky efatra ireo maimaim-poana fa mandraisa anjara. Ity ny lien

https://www.facebook.com/share/p/1CHyd4CQNT/


Salama ❤️tonga soa aman-tsara any @ mpandresy tsika farany teo ny lokany... Dia ahoana Raha ianao indray no hanateranay ...
24/09/2026

Salama ❤️tonga soa aman-tsara any @ mpandresy tsika farany teo ny lokany... Dia ahoana Raha ianao indray no hanateranay @ ity manaraka ity?

❗❗❗❗HILALAO OO ( Boky efatra noir et blanc no loka eto ) ❗❗❗❗

Eny re, izy efatra no omena olona iray @ ity manaraka ity. Ka Ireto avy Ary ilay boky

👉Tome 1:Mizara 4 ny ao anatiny:
-Patisserie/ crème ( karazana crème rehetra tokony ho fantatra anaty pâtisserie/ gâteau )
-Cuisine ( karazana Lasopy, mine sao, tacos/ pâte feuilleté/ pâte brisée ...)
-Sakafo sinoa ( Ramen, PAO ,sakafo laqué, sns)
-Sauce ( ireo sauce rehetra afaka ampiasainao anaty nahandro)

👉Tome 2: Mizara 3 ny fizarana ao anatiny
-Glace ranoray ( esquimaux, clarinette, sorbet, cornet, sns)
-Snacks & Cocktails ( tsakitsaky sy Zava-pisotro maro isan-karazany: mojito, bonbon, biscuits, ...)
-Patisserie & Viennoiserie ( pain choco, pain raisin,....

Tome 3: mizara 3 ny chapitre

-Gasigasy => Mofogasy, ramanonaka, yaourt à boire soja, m**o anana ......( afaka hitadiavanao vola fa maro ianareo no nangataka izany)
-Patisserie : red velvet, gâteau yaourt, ....
- Entrée & fast food : poulet Coréen, rouleau, ....

Tome 4: Mizara efatra ny chapitre
- Snack enfants : ice candy ( yaourt à boire sachet), croquettes, beignet, m**om**o ...
- Menu fête: fromage de tête, cochon de lait,hors d'oeuvre, paty, mozzarella , vol au vent, viande laqué sns... ( Mety hanaovana buffet: traiteur)
- Confiture et crème : karazana crème de couverture sns..
- Pâtisserie et dessert gâteaux individuelle ( événement), cupcake red velvet, yaourt type yao, karazana bûche de Noël, ..

Sorato eo @ commentaire Ary hoe " Tiako ❤️" dia aza adino ny mi identifier ny namanao sao ny iray aminareo no ahazo azy. Partageo ihany koa ho hitan'ny namana 🥰Le 20 indray isika mamaly ny lalao


Manasa o☺️Laoka anisany farany tiako ❤️Rehefa manao Hena malemy be toy izao ianareo dia aza atao afo mahery bé intsony r...
23/09/2026

Manasa o☺️

Laoka anisany farany tiako ❤️
Rehefa manao Hena malemy be toy izao ianareo dia aza atao afo mahery bé intsony rehefa manomboka mangotraka izy. Fa ataovy afo somary antonony @ izay.


Tsy maha chef cuisinier anao ny menaka mipitika 🤣🤣🤣Bonne journée 🤭❤️
23/09/2026

Tsy maha chef cuisinier anao ny menaka mipitika 🤣🤣🤣

Bonne journée 🤭❤️


Ndao hianatra karazana👉👉SALADE DE PÂTE👈👈 ( afaka ataonareo anaty gargote nareo na ao an-trano koa aza) Aza adino fa Mbol...
22/09/2026

Ndao hianatra karazana

👉👉SALADE DE PÂTE👈👈 ( afaka ataonareo anaty gargote nareo na ao an-trano koa aza)

Aza adino fa Mbola misy hatrany ny boky tome 1,2,3 ary 4. Afaka miditra mp ianareo izay te hanjifa izany


Salama e, ❤️Gâteau eritreretiko omena an'ny zokinay lahy izy ity @ anniversaire ny, afaka hakanareo idée ihany koa ho an...
22/09/2026

Salama e, ❤️

Gâteau eritreretiko omena an'ny zokinay lahy izy ity @ anniversaire ny, afaka hakanareo idée ihany koa ho an'ireny olona tokony mahatsapa fa efa sambatra be ireny nohon'ny fisianareo fotsiny 🤣🤣🤪🤪

❗Conseils Kely androany: Aza adino fa manao couche roa foana rehefa manosotra crème, couche iray manifinify aloha, izay vao ilay couche matevina. Raha hampiasa pâte à sucre dia ampio couche Kely manify foana izay vao apetraka.


Salama e, anisany Zavatra tiako izy Ireto. Hitanareo ireny glace Kely @ pot ireny? Ilay hoanina @ sotro kely, ndao hiana...
21/09/2026

Salama e, anisany Zavatra tiako izy Ireto. Hitanareo ireny glace Kely @ pot ireny? Ilay hoanina @ sotro kely, ndao hianatra azy.

👉👉Glace en Pot 👈👈( hoanina @ sotro kely)

Mankasitraka anareo hatrany manaraka ny pejy 🥺❤️variana Kely aho fa Kay efa maro be isika ato. Raha misy namanao fantatrao fa mety ho Liana @ fizarana dia ampahafantaro azy ireo hatrany ny fisian'ny pejy❤️Mirary soa


Ndao hitafatafa indray Ary o🥰Ianao ve ilay tia mamy sa tia masira? Ity indray fanontaniana manitikitika ahy fotsiny hoe ...
20/09/2026

Ndao hitafatafa indray Ary o🥰
Ianao ve ilay tia mamy sa tia masira?

Ity indray fanontaniana manitikitika ahy fotsiny hoe rehefa bevoka izany dia possible hoe tia masira be ianao taloha dia lasa tonga dia tsy tia intsony fa lasa tia mamy be indray ve?


Salama e , arabaina ianao: " Jho nica" . Ianao indray no mivoak mpandresy t@ ity lalao ity.Ireto avy ny Loka ( boky telo...
20/09/2026

Salama e , arabaina ianao: " Jho nica" . Ianao indray no mivoak mpandresy t@ ity lalao ity.Ireto avy ny Loka ( boky telo)

👉Boky voalohany Tome 1: Mizara 4 ny chapitre ao aminy
-Patisserie/ crème ( karazana crème rehetra tokony ho fantatra anaty pâtisserie/ base gâteau , brioche, cake, galette...)
-Cuisine ( karazana Lasopy, mine sao, tacos/ pâte feuilleté/ pâte brisée/ nem, sambos, yaourt ...)
-Sakafo sinoa ( Ramen, PAO ,sakafo laqué, van tan....)
-Sauce ( samouraï, fromagère, blanche....)

👉Boky faharoa Tome 2: Mizara 3 ny chapitre ao anatiny
-Glace ranoray ( esquimaux, clarinette multicolore , glace,sorbet ....)
-Snacks & Cocktails (rhum arrangé, mojito, miniardise, biscuit, pâte banane, chips,voandalana...)
-Patisserie & Viennoiserie ( pain choco, pain raisin,palmier, madeleine,pain au lait..

👉Boky fahatelo: mizara 3 ny chapitre ao anatiny
-Gasigasy => Mofogasy, ramanonaka, yaourt à boire soja, m**o anana, sipety, pakopako ......( afaka hitadiavanao vola fa maro ianareo no nangataka izany)
-Patisserie ( red velvet, layer cake, gâteau yaourt, flan ....somary tohin'ny tome 1)
- Entrée & fast food ( pizza, poulet coréen, rouleau, ...)

Mazotoa mandray anjara fa Izay milalao ihany no mahazo 🥰@ manaraka indray o


Salama e ,maro be ianareo niverina nangataka azy ity dia vereniko eto aloha👉👉CHAR SIU na TSA TSIOU hoy isika👈👈Aza adino ...
19/09/2026

Salama e ,maro be ianareo niverina nangataka azy ity dia vereniko eto aloha

👉👉CHAR SIU na TSA TSIOU hoy isika👈👈

Aza adino fa Mbola misy hatrany ny boky tome 1,2,3 ary 4. Misy ihany koa ny kilalao izay mety azahoanao ny tome telo @ izy ireo, izay ho valiantsika eto rahampitso


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tuto Cuisine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share