Sera Akoho Poulard

Sera Akoho Poulard > 🐔 Varotra akoho poulard lany atody – 67Ha Antananarivo
🍗 Akoho matsiro, madio, livraison haingana sy azo antoka!

Vidiny mirary
contact Rapide:0348494291, 0323601998

Gana vato-dreniny(vavy daholo) Misy 68isaSalama tsara raha mbola iompyAmidy maika20.000ar ny rayTonga de mp zay mila na ...
12/11/2025

Gana vato-dreniny(vavy daholo)
Misy 68isa
Salama tsara raha mbola iompy
Amidy maika
20.000ar ny ray
Tonga de mp zay mila na 0348494291
Lieu de récupération 67ha, manao livraison ko zay

Mandray Commande izahay🐔 Akoho Poulard 67Ha – Matsiro, Madio ary Mora!Mitady akoho poulard tsara fikarakarana, lany atod...
10/11/2025

Mandray Commande izahay
🐔 Akoho Poulard 67Ha – Matsiro, Madio ary Mora!

Mitady akoho poulard tsara fikarakarana, lany atody, ary tena matsiro ho sakafo ve ianao?
Ato aminay dia mahazo akoho velona salama tsara, 2 kg eo ho eo ny lanjany, amin’ny vidiny mirary 24 000 Ar monja!

🧺 Raha tianao, dia izahay ihany koa no mamoly sy manadio (saran’asa 1 000 Ar).
🚚 Ary mazava ho azy, manao livraison haingana sy azo antoka izahay manerana an’Antananarivo.
📍 Toerana: 67Ha, Antananarivo

💛 Tombony aminay :

Akoho madio sy tsara kalitao

Vidiny mirary sy azo ianteherana

Livraison haingana, frais abordable

👉 Aza misalasala manafatra amin’ny hafatra mivantana raha mila akoho matsiro sy madio ho an’ny fianakavianao!
“Akoho Poulard 67Ha – matsiro amin’ny lovia, madio amin’ny tanana!” 🐥🍗
Contact :0348494291

Address

67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Akoho Poulard posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share