I-Jejou mode

I-Jejou mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from I-Jejou mode, Home decor, Ambohitrarahaba, Antananarivo.

🛍️Entana isan-karazany vaovao & friperie tsara kalitao✨
📦Arrivage matetika·Vidiny mirary·Kalitao voafantina
🚚Livraison eto an-toerana sy any @ faritra rehetra
📲Contact/Whatsapp:0346420930
« Style tsy lafo,look manaitra».

Eeeh, aza variana fa efa vitsy kely sisa ilay sandale COACH a! 👡😱🔥Elaela indray vao hisy arrivage amin'ireto,rehefa lany...
25/09/2026

Eeeh, aza variana fa efa vitsy kely sisa ilay sandale COACH a! 👡😱🔥
Elaela indray vao hisy arrivage amin'ireto,rehefa lany ireo dia miandry ela mihitsy indray!⏳❌

25/09/2026

Iza ilay tia sac de marque ireny? 👜✨
Ireto misy sac COACH amin'ilay qualité mampiraraka rarakivy mihitsy! 😍🔥
✨ Misy tadiny lava ao anatiny🎒
Iray isaky ny couleur ihany no dispo 😱
⚡ Alefaso haingana ny commande-nao sao lany any amin'ny hafa! 📩👇

Bonne nuit daholo indray hianareo mpanaraka anay aty! 🌙❤️ Mirary alina tsara sy torimaso mamy ho antsika rehetra 💤✨
24/09/2026

Bonne nuit daholo indray hianareo mpanaraka anay aty! 🌙❤️ Mirary alina tsara sy torimaso mamy ho antsika rehetra 💤✨

✨ MIRARY TORIMASO MAMY HO ANAO SY NY FINARITRA DAHOLO! 🌙✨😴Mialoha ny hatory sy hiditra amin'ny nofy tsara, indro atolotr...
23/09/2026

✨ MIRARY TORIMASO MAMY HO ANAO SY NY FINARITRA DAHOLO! 🌙✨😴
Mialoha ny hatory sy hiditra amin'ny nofy tsara, indro atolotra antsika ity Mini Sac Vanity Matelassé tena kanto sy manara-penitra! 😍👜
Dispo de suite🚨

✨ SAC ÉPAULE KELY ULTRA TENDANCE ✨✅Ireto misy sac épaule kely kanto kely sady maivana, tena mety amin'ny sortie rehetra....
23/09/2026

✨ SAC ÉPAULE KELY ULTRA TENDANCE ✨
✅Ireto misy sac épaule kely kanto kely sady maivana, tena mety amin'ny sortie rehetra.
📐 Taille / Refy: 28 × 11 cm
💰 Prix: 15.000 Ariary
🎨 Couleurs disponibles:
Bleu ciel (Manga matroka)
Violet
Argenté
Noir
Blanc cassé
⚡ Disponible de suite daholo!
👉🏿STOCK LIMITÉ FOANA A⚠️

23/09/2026

✨ Sandale COACH – Modèle ultra élégant et raffiné ! ✨
⚠️ Stock très limité ! ⚠️
Ireo ihany no pointure disponible (misy efa réservé ihany koa ny sasany) 🏃‍♀️💨
⚡ Disponible de suite daholo ireo !
📲 Jp / MP haingana fa vitsy kely sisa! 🛒💥

22/09/2026

🛍️😱Sac vanity chic,tendance et élégant 🌸🎀

22/09/2026

👜🌸VANITY TENDANCE🛍️🎀

21/09/2026

🎀🌸HERMES🛍️👜

Ho anareo mbola tsy nahazo cartable! 🎒✨Ireto misy arrivage vaovao be! 🔥 Qualité mafy tsara sady tena tsy dia be mpanana ...
21/09/2026

Ho anareo mbola tsy nahazo cartable! 🎒✨
Ireto misy arrivage vaovao be! 🔥 Qualité mafy tsara sady tena tsy dia be mpanana 🎒👌
✅Misy mety amin’ny PS hatramin’ny secondaire👍
⚠️ Limité be koa ny stock an'ireo a! ⌛️
📲 Mp haingana raha liana ianao sao tara! 📩🏃‍♂️💨




Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-Jejou mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category