15/06/2026
👜 Sac en raphia mamy kely 🥰
🖇️Prix: 28.000ar
(Misy Prix de gros ihany koa)
✨Tombony dia izy taille GM (antonona GF, papier A4, sns...)
✨Afaka entina amin'ny fotoana rehetra
✨Mety tsara raha atao fanomezana ihany koa
✨Misy doublure sy fermeture ary poche anatiny
📞 Contact: 038 10 268 66
📩 WhatsApp : 038 10 268 66
🛒 Boutique: 67ha coum (BOX C60)
🛵 Livraison possible
📦 Mandefa any amin'ny faritra