Lay Essenti’elle

Lay Essenti’elle Vente en ligne : Akanjo( lahy-vavy-ankizy) , poketra, kiraro, kojakojam-behivavy! 📲0384962969

27/07/2026

🎉 Le jeu-concours Lay Essenti’elle x Cassava Jam est maintenant terminé ! Nous remercions Cassava Jam pour cette collaboration !!

Félicitations à nos heureuses gagnantes :

✨ Rota Nathanaëlle
✨ Joanna Rovanirina
✨Lara Nelly

Nous vous invitons à nous envoyer un message privé afin d’organiser la récupération de votre Cassava Jam. 😊

Merci à toutes et à tous pour votre participation, et à très bientôt pour de nouveaux jeux-concours ! 💛

Coucou Kely hoantsika Rehetra ato ohhh✨Raikitra Ary ity ny lalao. Tsotra Kely Araho fotsiny ny toro-hevitra Rehetra 🥳1. ...
08/07/2026

Coucou Kely hoantsika Rehetra ato ohhh✨

Raikitra Ary ity ny lalao. Tsotra Kely Araho fotsiny ny toro-hevitra Rehetra 🥳

1. Asio like ny publication 👍na ❤️
2. Likeo Ary Abonneo ny page 🥹
3. Mention-eo Namana 5 🥰
4. Partageo eo Amin'ny profil anao ny publication 🥳

Izay dia vita ny chocolayyyyy🫶.

N'y loka? Mahazo Cassava Jam iray ( M**o vita AVY Amin'ny Mangahazo izy ity tena matsiro be ) 😋☺️

Marihina fa Cassava Jam dia partenaire sy Miara Miasa amin'ny Lay Essenti’elle

Koa dieny izao Ary atomboy ny lalao fa amin'ny 26 Juillet no Farany sy Amin'izay no hisarihana ny mpandresy 🫶🥳

Coucou tout le monde 🥰🥰 ela ela kely tsy teo isika fa efa hiverina indray 🥰 Alohan ahatongavan ´ny arrivage dia andao mb...
04/07/2026

Coucou tout le monde 🥰🥰 ela ela kely tsy teo isika fa efa hiverina indray 🥰

Alohan ahatongavan ´ny arrivage dia andao mba hilalao ☺️

Hisy kilalao ho ataotsika fa aza miala alavitra ❤️ Abonneo ny page 🫶🏼bisous be dia bonne journée daholo 🥰

26/06/2026

Ny ekipan’ny Lay essenti’Elle rehetra dia Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Asaramanitra o🥰

Coucou daholo🥰Miarahaba antsika reny rehetra amin izao anio izao ehh ✨✨Reny miavaka, reny feno voninahitra, reny modelin...
31/05/2026

Coucou daholo🥰
Miarahaba antsika reny rehetra amin izao anio izao ehh ✨✨
Reny miavaka, reny feno voninahitra, reny modelin’ny ankohonana ❤️reny tahiana amin’izay atao rehetra , reny feno fitiavana 😍

Mitondra teny fiasaorana ihany koa antsika rehetra nanjifa tato aminay 🙏🏼☺️

Hatrany antsirabe, toaliara, moramanga, tamatave, fianarantsoa, diego, nosy be hell ville, alasora, ambohimangakely, sabotsy namehana, ampandrana, alarobia, ivandry,….. tena mbola be dia be nareo fa ireo aloha no voatanisako eto🤭

Merci à toutes l’équipes de Lay essenti’elle ❤️

Tahian Jesosy daholo dia mirary fety sambatra ho antsika maman rehetra😘bisous

30/05/2026

Coucouuu lay eh 🥰 mankasitraka antsika rehetra nanjifa omaly fa tena mamy kely nareo❤️ livraison efa lasa any fa manaova fety sambatra daholo maman a😍

Helloooo les filles, les mamans 🥰🥰 Ireto fa tonga ny entana ✨ Robe 👗Combi pantalon Robe Kimono 🥰Robe mihaja 🥰Robe zay ti...
28/05/2026

Helloooo les filles, les mamans 🥰🥰
Ireto fa tonga ny entana ✨

Robe 👗
Combi pantalon
Robe Kimono 🥰
Robe mihaja 🥰
Robe zay tinao e ❤️✨

𝗥𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗟𝗶𝘃𝗲 𝟭𝟵:𝟯𝟬 ‼️‼️

Ireto misy idée de cadeau ho an ‘i maman 🥰Na raha te hanao tee-shirt dia ato fa mora sady tena tsara 🥰🥰
27/05/2026

Ireto misy idée de cadeau ho an ‘i maman 🥰
Na raha te hanao tee-shirt dia ato fa mora sady tena tsara 🥰🥰

Coucouuuu daholo akiiii 🥰🥰𝗟𝗶𝘃𝗲 𝗿𝗼𝗯𝗲 𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗮𝗻 🥰 𝟭𝟵 𝗛 𝙋𝙖𝙨 𝙥𝙡𝙪𝙨 𝙙𝙚 25.000 𝙖𝙧 ❤️ Abonneo ny page dia andao hanolotra ...
27/05/2026

Coucouuuu daholo akiiii 🥰🥰

𝗟𝗶𝘃𝗲 𝗿𝗼𝗯𝗲 𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗮𝗻 🥰 𝟭𝟵 𝗛

𝙋𝙖𝙨 𝙥𝙡𝙪𝙨 𝙙𝙚 25.000 𝙖𝙧 ❤️

Abonneo ny page dia andao hanolotra cadeau tsara be ho an ‘i maman ✨

Address

Ambohitrakely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lay Essenti’elle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category