Maurice Cland

Maurice Cland Pas besoins d'aller à l'île Maurice, pour être à Maurice ��

🔔Karibo atsika !Sakay machiro ,Halaniagna vary ay na rô Mazavaza na Sauce 🤤 Anao mihinagna azy mbola Tia agnampy fô,@ vi...
03/08/2026

🔔Karibo atsika !
Sakay machiro ,Halaniagna vary ay na rô Mazavaza na Sauce 🤤
Anao mihinagna azy mbola Tia agnampy fô,@ vidiny mirary . Tonga de JP anao zio io fa tso Tara ay ☺️ Aminy Prix Bôjo
✅️ Sakay Citron
✅️Sakay Mangue
Ary misy koa Lay tsisy Sakay hoany zay tsy mazaka sakay ⛔️
Allo J.P direct 👌

📣📣FANAMBARANANoho ny fanatsarana ny kalitaon'ny tolotra sy ny fanavaozana ny serivisy , dia hampiatoana vonjimaika ny as...
28/06/2026

📣📣FANAMBARANA
Noho ny fanatsarana ny kalitaon'ny tolotra sy ny fanavaozana ny serivisy , dia hampiatoana vonjimaika ny asa sy ny fandraisana eto amin'ny : "Maurice cland" mandra-pahatongan'ny filazana vaovao tsy hoela🥳

✅️Mankasitraka indrindra ny fahatakarana sy ny faharetanareo izahay.
✅️Marihana fa mety hoisy fiovan-Toerana mba hanatsarana tanteraka ny asa sy ny kalitao hatolotra hoanareo mpanjifa❤️
✅️Hiverina amin'ny fomba tsara kokoa izahay atsy ho atsy✊️
Misaotra ary Mankasitraka ny fitiavana sy fanohanana ataonareo Tompoko❤️
A très bientôt !

26/06/2026

Arabaina atsika jiaby Tratrany Asaramanitra e!🇲🇬
Na tsara ninolo , Hafa fô nintegna🇲🇬🇲🇬❤️
Andro Lehibe aminy Atsika Malagasy niany
✅ kay tsara hiboagna miaraka aminy
✅Namagna , fianakaviagna, Madamo et Ramose ,kay misokatra Atsika ay! ‼️

Mitongava mba miboaboaka ,Mangala sorisory aminy tany madio s’y milamigny ary machiro hanigny😉🍛

Zay raha machiro zala e!Karibo fa namasaka Atsika , Tongava à Maurice mihinagna raha machiro 🍛🇲🇺
06/06/2026

Zay raha machiro zala e!
Karibo fa namasaka Atsika , Tongava à Maurice mihinagna raha machiro 🍛🇲🇺

18/05/2026

Le goût de ça mes amis 😋

✅Marihana fa tsy misy kisoa ato aminay

15/05/2026

🍛Mitady sakafo machiro marandraigny ,
🇲🇺Maurice cland est ouvert
🍴6h30 -22h00(Lun-Merc-jeu)
🍴6h30- 23h. (Ven-Sam-Dim)

‼️Mardi fermé.

🍲Soupe au Riz
🍚sabeda et brochettes
🍜La soupe
🍝Mine -sao
🍲 Pedaly (Tongotr’omby)

🍛 Sakafo mafana ,tsiro manintona,ary fahafinaretana isaky ny mihinana 😋Tongava mitsidika “Maurice cland” à Ambohipo 🍽️Ma...
14/05/2026

🍛 Sakafo mafana ,tsiro manintona,ary fahafinaretana isaky ny mihinana 😋Tongava mitsidika “Maurice cland” à Ambohipo
🍽️Manandrana ndraiky anao ,lasa mbola minpody fô 🤤
🍭Mine frire
🍭Samosa à la banane verte au fromage et samosa viande
🍭Assiette frite Manioc

‼️Mbola Maro ,zavatra misy ary marihana fa zavatra frais jiaby no haroso aminareo fa tsy réchauffer ,

Tongava mitsidiky havako aby e!

25/04/2026

‼️ samedi ny Andro ‼️
Allo manday à Maurice miova rivotro , manday mi cland 😉😂
Passeport Efa tsy hilaigny oza aminandre🫢.
Sakafo machiro mianbigny anao ato🍽️

✨ Friday After Work au restaurant Maurice cland ✨Un moment parfait entre collègues ou amis🍹 Cocktail offert pour les jol...
22/04/2026

✨ Friday After Work au restaurant Maurice cland ✨
Un moment parfait entre collègues ou amis
🍹 Cocktail offert pour les jolies filles😘
🎶 Ambiance lounge & festive
🍴 Déguste, relaxe et profite de la soirée
👉 On t’attend ce vendredi à Maurice (Ambohipo😉)

19/04/2026

🔔Dimanche magnifique 🔔
Hienta madamo mba manday à Maurice 🇲🇺
Adresse tsy mihova à Ambohipo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maurice Cland posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share