Tsak'YOU

Tsak'YOU Smoked to perfection

Salama eh👋 Rehefa mandalo ao @ GALLERIE ZOOM ANKORONDRANO isika dia aza adino ny mandalo ao AU QG  fa hiverina ao foana ...
23/06/2026

Salama eh👋
Rehefa mandalo ao @ GALLERIE ZOOM ANKORONDRANO isika dia aza adino ny mandalo ao AU QG fa hiverina ao foana ianareo👌, no efa misy ny produit antsika koa ny menu an'i zareo ao🥩🍗🥓
Afaka manao commande direct ihany koa ianareo:
Tsia-tsiou : 60.000Ar/Kg
Poulet laqué : 50.000Ar/Kg
Lard fumé : 50.000Ar/Kg

Contact: 034 19 377 57/ 038 97 082 07/ 032 81 441 01 🤙

‼️Aza adino, 48h à l'avance foana ny commande hoantsika mitady zavatra frais‼️

Retour clients pour Lard fumé🥩,Merci de votre confiance et de votre retour🙏Eto foana izahay hanome fahafaham-po hoantsik...
16/05/2026

Retour clients pour Lard fumé🥩,
Merci de votre confiance et de votre retour🙏
Eto foana izahay hanome fahafaham-po hoantsika😉

Tsia-tsiou : 60.000Ar/Kg
Poulet laqué : 50.000Ar/Kg
Lard fumé : 50.000Ar/Kg

Contact: 034 19 377 57/ 032 81 441 01 🤙

‼️Aza adino, 48h à l'avance foana ny commande hoantsika mitady zavatra frais‼️

Ny tsaky tsy maintsy Tsia-tsiou🥓, faran'ny nôfa akoho🍗, John Peters roa🥃🥃 dia frite salade koa😂😂😂Mandamina🎶🎶Contact: 034...
15/05/2026

Ny tsaky tsy maintsy Tsia-tsiou🥓, faran'ny nôfa akoho🍗, John Peters roa🥃🥃 dia frite salade koa😂😂😂
Mandamina🎶🎶
Contact: 034 19 377 57, 032 81 441 01🤙

Ny Tsia-tsiou 🥓 sy ny Poulet laqué 🍗 mitohy foana, fa Lard fumé 🥩 indray no hoentina hoantsika androany😉Ny prix tsy miov...
14/05/2026

Ny Tsia-tsiou 🥓 sy ny Poulet laqué 🍗 mitohy foana, fa Lard fumé 🥩 indray no hoentina hoantsika androany😉

Ny prix tsy miova:
Tsia-tsiou : 60.000Ar/Kg
Poulet laqué : 50.000Ar/Kg
Lard fumé : 50.000Ar/Kg

Contact: 034 19 377 57/ 032 81 441 01 🤙

‼️Aza adino, 48h à l'avance foana ny commande hitantsika mitady zavatra frais‼️

Araky izay nifanarahana dia efa miverina mandray ny commande-nareo izahay ato Tsak'YOU manomboka izao volana Febroary iz...
02/02/2026

Araky izay nifanarahana dia efa miverina mandray ny commande-nareo izahay ato Tsak'YOU manomboka izao volana Febroary izao🫵😉
Efa mandeha izy ato🥩🍗🍖
PS: Asio rano ihany zalah fa tsy voatery Ilay mafana foana anh🫙😂
Tsatsiou 70.000Ar/Kg
Poulet laqué 50.000Ar/Kg
Poitrine fumée 45.000Ar/Kg

Mp 📩 ou 034 19 377 57, 032 81 441 01📞

02/02/2026

Salama eh👋
Faly miarahaba antsika taona 2026 ity indray🎉🎊
Ho taona feno fanambinana sy fahasoavana🙏 ary fisakafoanana tsara be🍖🍗🥩😂 anie ity taona ity hoantsika rehetra😁

Retour clientsTsatsiou et poulet laqué 🍖🍗🥩Misaotra anareo mahatoky anay hatrany🙏034 19 377 57📞📩
20/12/2025

Retour clients
Tsatsiou et poulet laqué 🍖🍗🥩
Misaotra anareo mahatoky anay hatrany🙏
034 19 377 57📞📩

Address

Analamahitsy Cité
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsak'YOU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share