Asatanana by JR

Asatanana by JR Aza misalasala miantso anay raha mahaliana anao izany. Tohano ny asa tanana eto an-toerana.

Asa tanana malagasy : savony (vaingany, fanasana lamba, fanasana vilia, fanadiovana tarehy), charbon écologique, rhum arrangé, divay sns

Amin'ny vidiny mirary.

Tantely velon dreny, tongava manjifa fa 18 000 ariary fotsiny ny litatra. Afaka manao livraison.
10/09/2026

Tantely velon dreny, tongava manjifa fa 18 000 ariary fotsiny ny litatra. Afaka manao livraison.

Tongava manjifa amin'izao fety izao 70 cl, misy hanitra isan karazany : cafe, cola, gingembre, vanille, girofle, mangue,...
20/06/2026

Tongava manjifa amin'izao fety izao 70 cl, misy hanitra isan karazany : cafe, cola, gingembre, vanille, girofle, mangue, letchis, fraise, ....

Tsara kalitao ny savony : sady mafy no manitra ary mandroatra tsara. Mandray commande izahay.
19/11/2025

Tsara kalitao ny savony : sady mafy no manitra ary mandroatra tsara. Mandray commande izahay.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asatanana by JR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share