16/07/2026
TAPIS GAZON SYNTHÉTIQUE 🌿
💰 45.000 Ar (détail) ny metatra. .
💰 na 1 000 000 Ar / rouleau (50 m²)
✅ Rouleau iray: 25 m sur 2 m = Surface : 50 m² isaky ny rouleau
✅ Mety amin'ny : tokotany, jardin, terrasse, piscine, espace détente, aire de jeux, birao, ary toerana maro hafa.
✨ Endrika voajanahary sy maitso mandrakariva
✨ Tsy mila tondrahana na tapahina
✨ Mora diovina sy maharitra ela
✨ Mahatohitra masoandro sy orana
🚚 Livraison disponible manerana an'i Madagasikara.
📞 Commande & renseignements : 034 56 888 88
✔️ Épaisseur 1 cm – Largeur 2 m
📍 Anosibe – Trano Dimy
📞 034 56 888 88