Pâtisserie Haja

Pâtisserie Haja Une passion devenue aventure 🍰
Longtemps partagée par le bouche-à-oreille, aujourd’hui ouverte à tous.

Spécialité : gâteau🍰 mignardises sucrées & salées🤤
Devis gratuit, prix compétitifs😊
Mandroso oh!!

03/04/2026

Salama ehh👋

Elaela kely nangingina tato.
Noho ny antony manokana dia mihato tanteraka ny fandraisana commande.

Mankasitraka anareo nanohana sy nanaraka hatrizay🙏

Heyy!!😁Ianareo ve tsy te ho afa-po ihany koa?🤔🤗Misy anie ilay client dia tena mahafinaritra mihitsy eh🥰
19/02/2026

Heyy!!😁
Ianareo ve tsy te ho afa-po ihany koa?🤔🤗

Misy anie ilay client dia tena mahafinaritra mihitsy eh🥰

Joyeuse Saint Valentin à tous🫶🤗Mankasitraka ireo nandray anjara tamin'ny Bento Cake androany🫶Indro kely nisy nanao comma...
14/02/2026

Joyeuse Saint Valentin à tous🫶🤗

Mankasitraka ireo nandray anjara tamin'ny Bento Cake androany🫶

Indro kely nisy nanao commande nefa tsy naka au dernier moment😅 ny gâteau anefa efa vita, fa dia raisina ho lesona avokoa izany☺️

Mirary soa eh👋

13/02/2026

Ny paoziko hanomana ny "Bento Cake" -nareo😂
Je vous montre les coulisses🫣

Mba asiana Kely an'izao aloha🤗

💝 Spécial Saint-Valentin👉 Bento Cake à seulement 20 000 Ar !En couple, en solo ou en famille, l’essentiel c’est l’amour…...
09/02/2026

💝 Spécial Saint-Valentin
👉 Bento Cake à seulement 20 000 Ar !

En couple, en solo ou en famille, l’essentiel c’est l’amour… et un bon gâteau pour le célébrer 🍰❤️

Nos dernières réalisations parlent pour nous… et nos clients aussi 😉
Comme eux, faites-nous confiance pour vos moments gourmands✨🍰

À très vite en privé ou whatsapp☺️

Vous aussi! Faîtes nous confiance🤗🍰
08/02/2026

Vous aussi! Faîtes nous confiance🤗🍰

06/02/2026

Hanomboka ny fisarihana cadeaux 2 isika izao🤗
Noho ny antony manokana dia tsy mbola afaka manao vidéo en direct eto isika fa ho ataon-tsika amin'ity pejy iray ity🙏☺️

https://www.facebook.com/share/17pnxRuNqJ/

Ho partager-ntsika eto ihany avy eo ny valin'ny lalao🤗

Envie d'être à la mode ?😉
Envie de briller et d'être original(e)? 🤩
Alors suivez notre page pour ne rien rater!!💯

On n'attend plus que toi !😃🤗

Ticc.. taacc...⏰ J-1☺️Ataon-tsika rahampitso amin'ny firy ny tirage?🤔..
05/02/2026

Ticc.. taacc...⏰ J-1☺️

Ataon-tsika rahampitso amin'ny firy ny tirage?🤔
..

Address

Manakambahiny
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pâtisserie Haja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share