M&M Laqué d’or

M&M Laqué d’or Le spécialiste du poulet laqué gourmet � Chez M&M Laqué d’Or, nous revisitions l’art du poulet laqué

FIZARANA KELY RON-DASOPY SINOAZY 😅 Rony mafilotra beIngrédients ilaina :✅ Lohany crevettes sy odiny ✅ Taolana akoho ✅ Ta...
06/01/2026

FIZARANA KELY RON-DASOPY SINOAZY 😅
Rony mafilotra be
Ingrédients ilaina :
✅ Lohany crevettes sy odiny
✅ Taolana akoho
✅ Taolan'omby
✅ Taolan-kisoa ( ho an'ireo mihinana azy)
✅ Sakamalaho 1
✅ Tongolo oignon 1
✅ Céleri kely ( 300ar eo)
Fomba fikarakarana azy
Ampangotrahana ao anaty rano ny lohany crevettes sy hodiny, rehefa mahazo couleur somary orangé iny ilay rano dia tsihifina iala tao ireo
Arotsaka ny taolana rehetra efa voasasa madio dia ampangotrahana ela ( 6h eoeo)
Mahazo rony fotsy ianao dia arotsaka @ izay ilay tongolo vodiny sy sakamalaho sy sira
Vita tompoko 🥰
Nb: sary tsy misy ifandraisany

Address

Itaosy Hopitaly
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M&M Laqué d’or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share