13/08/2026
❌Fatana courant promotion be ato aminay hatramin'ny faran'ny volana Août ito an🎉🎈❌
Tsy mifidy vilany daholo😊mbola vaovao sous-carton 😍
- Spiral simple feu fotsy: 25.000ar
- Spiral simple feu noir: 29.000ar
- Spiral double feu : 45.000ar
- Plaque simple feu fotsy: 29.000ar
- Plaque simple feu noir : 29.000 ar
Puissance: simple feu 1000W ary ny double feu 2000W
☝️Misy ihany koa ny promotion Bouilloire SKALETT 2Litres : 25.000ar 😱
Ary Fatana spiral simple feu marque AKITA : 49.000 ar😊
Manao livraison 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌
💌 MP haingana ary na tonga dia miantso 📞
038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48
Aza adino ny manao j'aime ny page ahitanao promotion maro hafa.