PooZy Couture et Vente

PooZy Couture et Vente Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PooZy Couture et Vente, Blinds & curtains shop, Antananarivo.

12/08/2026

Bonjour tous les mondes

Ity vidéo retour avy tamin'ny client fa nahazo qualité ny rideaux tsara tato amin'ny pooZy couture
De mba nagnano vidéo kely de araho ary le vidéo
Mahafinaritra fona mahita client afapo otranizao
Tél: 034 10 322 00
Whatsapp :+261 34 10 322 00

11/08/2026

Abonner tsy tapaka ny page ntsika

Bonjour tous les mondesAiza nareo zay couleur mivoka  tsara be daholo Atao zay mahafapo ny client eeRideaux lourd (dimen...
10/08/2026

Bonjour tous les mondes
Aiza nareo zay couleur mivoka tsara be daholo
Atao zay mahafapo ny client ee
Rideaux lourd (dimensions : 1m50/2m20 )
Couleur bleu rois
Mandray commande sur mesure
Manao livraison de mandefa any amin'ny faritta
Raha mitady rideaux tsara kalitao de aza misalasala miditra mp
Tél :034 10 322 00
Whatsapp :+261 34 10 322 00

Bonjour tous le mondes Ity misy arrivage tsara be sady mihaja Tsara zala rideaux ty ai tonga de miova tsara be ny antran...
08/08/2026

Bonjour tous le mondes
Ity misy arrivage tsara be sady mihaja
Tsara zala rideaux ty ai tonga de miova tsara be ny antranonao rehefa voasolo ny rideaux
Mafinaritra mijery zavatra tsara otranizao
Kai ho anao mitady rideaux ato pooZy couture misy Kalita tsara ai
Couleur beige (dimensions : 1m50/2m20
Fa mandray commande sur mesure
Manao livraison
Tél :034 10 322 00
Whatsapp :+ 261 34 10 322 00

Bonjour tous mondeAiza nareo amin'ity  rideaux tsara be tyCouleur bleu canard sady mihaja be mitsy Mandray commande sur ...
06/08/2026

Bonjour tous monde
Aiza nareo amin'ity rideaux tsara be ty
Couleur bleu canard sady mihaja be mitsy
Mandray commande sur mesure
Mandefa any amin'ny faritta
Manao livraison
Dimensions (1m50/2m20)
Tél : 034 10 322 00
Whatsapp :+261 34 10 322 00

05/08/2026

Bonjour tous le monde
Abonner tsy tapaka ny ntsika


💛

Bonjour tous le monde Ity ny arrivage vaovao be asehoko anareo androany Rideaux lourd plus voile couleur jaune moutarde ...
04/08/2026

Bonjour tous le monde
Ity ny arrivage vaovao be asehoko anareo androany
Rideaux lourd plus voile couleur jaune moutarde
Dimensions : 1m50/2m20
De ho anareo mitady rideaux tsara Kalitao de az misalasala miditra mp mivantagna
Izahay ato amin'ny pooZy couture de mandray commande sur mesure sy manao livraison
Tél :034 10 322 00
Whatsapp :34 10 322 00

Bonjour tous le monde Ity ndray ary ny arrivage ntsika Rideaux tsara amin'ny endriny vaovao be sy amin'ny vidiny mirary ...
31/07/2026

Bonjour tous le monde

Ity ndray ary ny arrivage ntsika
Rideaux tsara amin'ny endriny vaovao be sy amin'ny vidiny mirary
Rideaux matevina sady tsara finition
Lourd 2 plus 1 voile dimensions (1m50/2m20)
Ny voile misy feuille tsara kely otranizao
🤎Couleur marron chocolat 🤎
De ho anareo mitady rideaux tsara Kalitao dia aza misalasala miditra mp mivantana
Tél : 034 10 322 00
Whatsapp : + 261 34 10 322 00

29/07/2026

Bonjour tous le monde
Ela page ntsika tsisy arrivage de ity zavatra vaovaoa Sady tsara


🩶🤍

Bonjour  Soumary nangina kely ny page ntsika tatoato zay De ity ary ny arrivage ntsika tena tsara be mihitsy Couleur gri...
16/07/2026

Bonjour

Soumary nangina kely ny page ntsika tatoato zay
De ity ary ny arrivage ntsika tena tsara be mihitsy
Couleur gris foncé sady mihaja be ny voile en brodé tsara
Mbol disponible ambrasse rideaux
Mandray commande sur mesure
Mandefa any amin'ny faritta
Manao livraison izahay
Mp na miantso
Tél :034 10 322 00
Whatsapp :+261 34 10 322 00

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PooZy Couture et Vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share