Trano Mendrika

Trano Mendrika Kalitao . Haingana ary maharitra🥰
Contact: 0387240983

Manova ny tranonao ho mendrika sy maoderina izahay.
✔Décoration placo plâtre •
✔Enduit mural\Plafond
✔Peinture intérieur & extérieur
👉 Fahamatorana • Hatsarana • Fahatokisana
👉🏻 Asa madio.

Isaky ny chantier dia ezahina hatrany ny hanome vokatra tsara sy finition madio.🙏 Mankasitraka ireo mpanjifa rehetra mat...
20/06/2026

Isaky ny chantier dia ezahina hatrany ny hanome vokatra tsara sy finition madio.
🙏 Mankasitraka ireo mpanjifa rehetra matoky anay.

✅ Pose placo, faux plafond moderne et decoration
✅ Bandes et joints
✅ Enduit sy lissage
✅ Peinture intérieure sy extérieure
✅ Rénovation sy aménagement intérieur
✅Pose lumiere,

Miezaka hatrany amin'ny asa madio, matihanina ary maharitra izahay.

📞 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila devis na fanazavana fanampiny.

"Ny fahafaham-pon'ny mpanjifa no laharam-pahamehana." ✨🏡🔧

Contact: 0387240983
WhatssApp :0387240983

Afaka ny hanova  ny tranonao ho toy zao izahay📩🥰WhatsApp: 0387240983
04/05/2026

Afaka ny hanova ny tranonao ho toy zao izahay📩🥰
WhatsApp: 0387240983


👉✨ Manamboatra trano ary anatanteraka ny nofinofinao ✨✔️ Décoration placo moderne✔️ Enduit murale propre sy milamina✔️ F...
05/04/2026

👉
✨ Manamboatra trano ary anatanteraka ny nofinofinao ✨
✔️ Décoration placo moderne
✔️ Enduit murale propre sy milamina
✔️ Finition soignée
✔️ Peinture qualité /Exterieur
✔️ Pose lumière (spot, LED, design intérieur)
🎯 Asa madio, haingana ary matihanina
📩 Contactez-nous en message privé raha mila devis na fanazavana
📍 Intervention rapide
🔥 Ataovy miavaka ny tranonao!ary

09/02/2026

Mametaka ny jiro rehetra ilaina ihany koa izahay🥰💫💡

🛑 Trano Mendrika✪Serivisy ho an Fanamboarana, ary fametahana ireo decoration rehetra na haingon-trano maoderina, na plaf...
28/01/2026

🛑 Trano Mendrika✪
Serivisy ho an Fanamboarana, ary fametahana ireo decoration rehetra na haingon-trano maoderina, na plafond( faux plaffond, placo platre, cloison meuble en placo,, table tele,... sns) ary fanatanterahana ny drafitra haingon-trano anatiny rehetra (peinture, enduit murale, sns...) 🛑 manolotra safidy be dia be ho an ny haingon-trano anatiny 🏠 mifanaraka amin'n izay mety aminao sy ny teti-bolanao rehetra.
✅Qualité, haingana sady maharitra, madio ary mahafapo tateraka 💯
✅Manompo anao izahay manerana an'i Madagasikara🇲🇬

✅WhatssApp : 0387240983
✆ 0387240983
☑️TONGAVA AZA MISALASALA🙏 placo interieuretexterieur

Ny tranonao no laharam-pahamehanay 🏡Miasa am-pitiavana izahay mba hahazoanao vokatra tonga lafatra 💯Miasa tsara izahay m...
11/01/2026

Ny tranonao no laharam-pahamehanay 🏡
Miasa am-pitiavana izahay mba hahazoanao vokatra tonga lafatra 💯
Miasa tsara izahay mba ahafapo anareo mpanjifa🥰
Miasa am pahadiovana, hatsarana ary kalitao✔
✨ Décoration moderne & finition professionnelle
✔Finition enduit murale et peinture
✔Decoration plafond/ placo platre, PVC etc...
✔Cloison ou separation,
✔Peinture interieur/ exterieur

Contact: 0387240983 whatsApp 0387240983

Avant et apres toy izao ny asa tananay🥰👉🏻Placo faux plafondFinition et peinture🥰Contact: 0387240983WhatsApp 0387240983
10/01/2026

Avant et apres toy izao ny asa tananay🥰
👉🏻Placo faux plafond
Finition et peinture🥰
Contact: 0387240983
WhatsApp 0387240983

Ny tranonao no laharam-pahamehanay 🏡Miasa am-pitiavana izahay mba hahazoanao vokatra tonga lafatra 💯✨ Décoration moderne...
10/01/2026

Ny tranonao no laharam-pahamehanay 🏡
Miasa am-pitiavana izahay mba hahazoanao vokatra tonga lafatra 💯
✨ Décoration moderne & finition professionnelle
Vidiny mirary
📩📞 Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny 0387240983

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO 101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano Mendrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category