Savoka vernis kanto

Savoka vernis kanto "Savoka Vernis Kanto – manampy anao hanana gorodona mamirapiratra sy maharitra eto Antananarivo.

Vokatra tena ORIGINAL, tsy matahotra rano, mora ampiasaina ary mahatonga ny trano ho madio sy manintona, ka ataovy mamirapiratra ny tranonao na ny biraonao ✨.

👋😊 !, Faly manome fahafaham-po anao izahay, savoka tsy mandiso fanantenana anao😊🥰‎🌟 Gorodona hazo, ciment, na parket eny...
06/09/2026

👋😊 !, Faly manome fahafaham-po anao izahay, savoka tsy mandiso fanantenana anao😊🥰
‎🌟 Gorodona hazo, ciment, na parket eny na atramin'ny fanaka
MAMIRATRA TOY NY FITARATRA NEFA TSY MANDANY HERY! 🌟
‎
‎Kivy ve ianao amin’ny fikosehana gorodona nefa tsy mety mangirana? Sa mandany fotoana be loatra ny fanaovana savoka ao an-trano?
‎
‎Indro ny vahaolana vahaolana ho anao SAVOKA VERNIS ✨
‎
‎Nahoana no ity no hofidinao?
‎
‎🚀 Tsy mila kosehina: Osorana dia mangirana ho azy rehefa maina
‎
‎⏱️ Mora maina : 15 minitra dia maina tanteraka, tsy manaraka tongotra.
‎
‎💧 Mahatanty rano: Tsy matahotra rano
‎
‎🛡️ Mateza be: Maharitra amambolana maromaro vao miala.
‎
‎🏠 Mety amin'ny rehetra: Gorodona hazo, ciment, na parkex, fanaka
‎
‎💰 VIDINY MIRARY :
‎
‎1️⃣Savoka 0,35L + Vernis 0,25L : 13.000 Ar monja!
‎
‎2️⃣ Savoka 0,5L + Vernis 0,25L= 22.000 Ar

‎💎 PACK MAXI Savoka 1L + Vernis 500ml : 35.000 Ar 👈
‎
‎Manao LIVRAISON izahay! 🚚
‎
‎📞 Miantsoa avy hatrany raha te hanafatra:
‎
‎033 74 884 50
‎
‎034 63 588 29
‎
‎✨ Trano madio, fahafinaretan'ny maso. Mahatamana éry! ✨
‎

06/09/2026
✨ Te hanana gorodona mamirapiratra toy ny vaovao ve ianao ? ✨Aza manahy intsony 😌👉 Savoka Vernis Kanto no vahaolana hain...
14/05/2026

✨ Te hanana gorodona mamirapiratra toy ny vaovao ve ianao ? ✨

Aza manahy intsony 😌
👉 Savoka Vernis Kanto no vahaolana haingana sy mahomby indrindra ho an’ny tranonao 👌

✔ Mamirapiratra avy hatrany ✨
✔ Tsy matahotra rano 💧
✔ Tsy manaraka tongotra 🚶‍♂️
✔ Maharitra volana maro ⏳
✔ Mora ampiasaina, vokatra matihanina 🏆

💰 Manomboka amin’ny 10 000 Ar monja
📦 Livraison haingana eto Antananarivo

🔥 Stock voafetra – izay mihetsika aloha no mahazo
👉 Alefaso message izao dia ovao ho madio sy class ny gorodonao ✨

Contact :0337852660
:0341250853
‎

‎Salama oh👋😊 !, Faly manome fahafaham-po anao izahay, savoka tsy mandiso fanantenana anao😊🥰‎🌟 Gorodona hazo, ciment, na ...
17/02/2026

‎Salama oh👋😊 !, Faly manome fahafaham-po anao izahay, savoka tsy mandiso fanantenana anao😊🥰
‎🌟 Gorodona hazo, ciment, na parket. MAMIRATRA TOY NY FITARATRA NEFA TSY MANDANY HERY! 🌟
‎
‎Kivy ve ianao amin’ny fikosehana gorodona nefa tsy mety mangirana? Sa mandany fotoana be loatra ny fanaovana savoka ao an-trano?
‎
‎Indro ny vahaolana ORIGINAL sy MAVITRIKA: ny SAVOKA VERNIS kanto (Qualité Supérieure)! ✨
‎
‎Nahoana no ity no hofidinao?
‎
‎🚀 Tsy mila kosehina: Osorana dia mangirana ho azy rehefa maina
‎
‎⏱️ Maina haingana: 15-30 minitra dia maina tanteraka, tsy manaraka tongotra.
‎
‎💧 Mahatanty rano: Tsy matahotra rano
‎
‎🛡️ Mateza be: Maharitra amambolana maromaro vao miala.
‎
‎🏠 Mety amin'ny rehetra: Gorodona hazo, ciment, na parkex.
‎
‎💰 VIDINY MIRARY :
‎
‎1️⃣ Pack 9m² (Efitra 1): 10.000 Ar monja! (Savoka 0,35L + Vernis 0,25L)
‎
‎2️⃣ Pack 18m² (Efitra 2 na trano malalaka): 20.000 Ar monja! (Savoka 0,5L + Vernis 0,25L
‎💎 PACK MAXI (Trano lehibe): 33.000 Ar 👈 TENA MORA! (Savoka 1L + Vernis 500ml) — Mahavita efitra malalaka be!
‎
‎Manao LIVRAISON izahay! 🚚 (3000ar).
‎
‎📞 Miantsoa avy hatrany raha te hanafatra:
‎
‎033 78 52 660
‎
‎034 12 50 853
‎
‎✨ Trano madio, fahafinaretan'ny maso. Mahatamana éry! ✨
‎

‎‎🌟 Gorodona hazo, ciment, na parkex. MAMIRATRA TOY NY FITARATRA NEFA TSY MANDANY HERY! 🌟‎‎Kivy ve ianao amin’ny fikoseh...
15/02/2026

‎
‎🌟 Gorodona hazo, ciment, na parkex. MAMIRATRA TOY NY FITARATRA NEFA TSY MANDANY HERY! 🌟
‎
‎Kivy ve ianao amin’ny fikosehana gorodona nefa tsy mety mangirana? Sa mandany fotoana be loatra ny fanaovana savoka ao an-trano?
‎
‎Indro ny vahaolana ORIGINAL sy MAVITRIKA: ny SAVOKA VERNIS kanto (Qualité Supérieure)! ✨
‎
‎Nahoana no ity no hofidinao?
‎
‎🚀 Tsy mila kosehina: Osorana dia mangirana ho azy rehefa maina
‎
‎⏱️ Maina haingana: 15-30 minitra dia maina tanteraka, tsy manaraka tongotra.
‎
‎💧 Mahatanty rano: Tsy matahotra rano
‎
‎🛡️ Mateza be: Maharitra amambolana maromaro vao miala.
‎
‎🏠 Mety amin'ny rehetra: Gorodona hazo, ciment, na parkex.
‎
‎💰 VIDINY MIRARY :
‎
‎1️⃣ Pack 9m² (Efitra 1): 10.000 Ar monja! (Savoka 0,35L + Vernis 0,25L)
‎
‎2️⃣ Pack 18m² (Efitra 2 na trano malalaka): 20.000 Ar monja! (Savoka 0,5L + Vernis 0,25L
‎💎 PACK MAXI (Trano lehibe): 33.000 Ar 👈 TENA MORA! (Savoka 1L + Vernis 500ml) — Mahavita efitra malalaka be!
‎
‎Manao LIVRAISON izahay! 🚚 (3000ar).
‎
‎📞 Miantsoa avy hatrany raha te hanafatra:
‎
‎033 78 52 660
‎
‎034 12 50 853
‎
‎✨ Trano madio, fahafinaretan'ny maso. Mahatamana éry! ✨
‎

‎❤️ Ilay SAVOKA VERNIS tena tsara tsy hanenenao (tena ORIGINAL) :‎‎- Tsy Mila kosehina intsony fa Tonga dia mangirana‎- ...
13/02/2026

‎❤️ Ilay SAVOKA VERNIS tena tsara tsy hanenenao (tena ORIGINAL) :
‎
‎- Tsy Mila kosehina intsony fa Tonga dia mangirana
‎- Mora maina tsy manaraka tongotra
‎- Tsy matahotra rano
‎- Maharitra amambolana maromaro vao Miala
‎- 30min maina tsara
‎- Mateza tsara
‎- Mety amin'ny gorodona na ciment na parkex
‎
‎Fomba fampiasana azy tsotra Kely : osoranao aloha ilay savoka mena dia avela ho maina pendant 15 à 20min eo, aveo osoranao an'ilay vernis fotsy eo amboniny de avela ho maina, éponge samihafa no ampiasaina rehefa anosotra azy
‎
‎Afapo ianao Raha Ato aminay no manjifa azy ka aza misalasala Ary, tsy hanenenao io fa tena ilay qualité tsara be 😊🥰😍
‎=>savoka 1L + vernis 0,5L= 33000ar
‎=> Savoka 0,5L + vernis 0,25L = 20000ar
‎=> Savoka 0,35L + vernis 0,25 L = 10000ar
‎
‎🥰Trano madio, fahafinaretan'ny maso. Mahatamana éry😍
‎
‎Contact : 0337852660
‎ : 0341250853
‎=>Livraison 3000ar eto

Send a message to learn more

‎❤️ Ilay SAVOKA VERNIS tena tsara tsy hanenenao (tena ORIGINAL) :‎‎- Tsy Mila kosehina intsony fa Tonga dia mangirana‎- ...
09/02/2026

‎❤️ Ilay SAVOKA VERNIS tena tsara tsy hanenenao (tena ORIGINAL) :
‎
‎- Tsy Mila kosehina intsony fa Tonga dia mangirana
‎- Mora maina tsy manaraka tongotra
‎- Tsy matahotra rano
‎- Maharitra amambolana maromaro vao Miala
‎- 30min maina tsara
‎- Mateza tsara
‎- Mety amin'ny gorodona na ciment
-Mety atao amin'ny fanaka ihany koa
‎
‎Fomba fampiasana azy tsotra Kely : osoranao aloha ilay savoka mena dia avela ho maina pendant 15 à 20min eo, aveo osoranao an'ilay vernis fotsy eo amboniny de avela ho maina, éponge samihafa no ampiasaina rehefa anosotra azy
‎
‎Afapo ianao Raha Ato aminay no manjifa azy ka aza misalasala Ary, tsy hanenenao io fa tena ilay qualité tsara be 😊🥰😍
‎
‎=> Savoka 0,5L + vernis 0,25L = 20000ar mahavita 18m2 (efitra 2, 3*3m)
‎=> Savoka 0,35L + vernis 0,25 L = 10000ar mahavita 9m2, efitra 1, 3*3m
‎
‎🥰Trano madio, fahafinaretan'ny maso. Mahatamana éry😍
‎
‎Contact : 0337852660
‎ : 0341250853
‎=>Manao livraison izahay
‎Nb: Arakaraka n'y toerena ny frais de livraison
‎

Address

Anosibe Ivolaniray
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savoka vernis kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category